NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Desambra 2019

Ho hitanao ato ny lahatsoratra hianarana manomboka ny herinandron’ny 3 Febroary ka hatramin’ny 1 Martsa 2020.

Misy Fotoana Iasana ary Misy Fotoana Akana Aina

Hiresaka momba ny Sabata notandreman’ny Israelita isan-kerinandro isika. Ho hitantsika amin’izany hoe mety ve ny fiheverantsika ny asa sy ny fialan-tsasatra.

Nataon’i Jehovah Izay Hahazoanao Fahafahana

Mampahatsiahy antsika ny zavatra nataon’i Jehovah mba hanafahana antsika ny Jobily notandreman’ny Israelita.

Fanontanian’ny Mpamaky

Meloka ny lehilahy iray taloha raha nanolana ankizivavy “tany an-tsaha” fa ilay ankizivavy kosa tsy meloka. Nahoana izy no afa-tsiny nefa tsy nisy vavolombelona?

Fanontanian’ny Mpamaky

Te hilaza ve i Satana hoe tsy mety maty ny fanahy, rehefa niteny izy fa tsy ho faty i Eva raha mihinana amin’ny voan’ny hazo fahalalana ny tsara sy ny ratsy?

Fantatrao Tsara ve i Jehovah?

Inona no dikan’ny hoe mahafantatra an’i Jehovah? Inona no nataon’i Mosesy sy Davida mba hifandraisana akaiky aminy, ary ahoana no hanahafantsika azy ireo?

Ampianaro ho Tia An’i Jehovah ny Zanakareo

Ahoana no azon’ny ray aman-dreny ampianarana ny zanany mba ho tia sy hanompo an’i Jehovah izy ireo?

“Misaora Amin’ny Zava-drehetra”

Tena mahasoa antsika ny hoe mahay mankasitraka. Nahoana? Misy antony maromaro horesahina ato.

Tadidinao Ve?

Nahafinaritra anao ve ny namaky an’ireo Tilikambo Fiambenana faramparany? Jereo àry hoe firy amin’ireto fanontaniana ireto no voavalinao.

Fanondroana ny Foto-kevitra Tamin’ny Tilikambo Fiambenana sy Mifohaza! 2019

Ho hitanao ao ny lisitr’ireo lahatsoratra tao amin’ny Tilikambo Fiambenana sy Mifohaza! 2019, nalahatra araka ny foto-kevitra resahiny.