Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Fanondroana ny Foto-kevitra Tamin’ny Tilikambo Fiambenana sy Mifohaza! 2020

Fanondroana ny Foto-kevitra Tamin’ny Tilikambo Fiambenana sy Mifohaza! 2020

Aseho eto ny gazety misy an’ireo lahatsoratra

NY TILIKAMBO FIAMBENANA GAZETY FIANARANA

BAIBOLY

  • Hitan’ny Mpikaroka fa Tena Nisy i Belsazara, Feb.

FANONTANIAN’NY MPAMAKY

  • Ireo toetra ao amin’ny Galatianina 5:22, 23 ihany ve no “vokatry ny fanahy”? Jona

  • Iza ireo Jiosy mpiambina ny tempoly? Inona no andraikitr’izy ireo? Mar.

  • Midika ve ny 1 Korintianina 15:29 fa natao batisa ho an’ny maty ny Kristianina? Des.

  • Mpitondra olombelona ihany ve no tian’ny Mpitoriteny 5:8 horesahina sa i Jehovah koa? Sept.

  • Olona manota imbetsaka ve no resahin’ilay Ohabolana 24:16? Des.

  • Oviana i Jesosy no lasa Mpisoronabe, ary oviana no nanomboka nanan-kery ny fifanekena vaovao? Jolay

FIAINANA SY TOETRA KRISTIANINA

  • Ankasitrahan’i Jehovah Izay Mifehy Tena, Jona

  • Ataovy Amin’ny Fo Izay Nankinina Taminao! Des.

  • Mandray Soa Isika Rehefa Malemy Fanahy, Mey

LAHATSORATRA FIANARANA

  • Ahoana no Fahitanao ny Olona eny Amin’ny Saha? Apr.

  • Ahoana no Hananganana ny Maty? Des.

  • Ampaherezo ny Anabavy! Sept.

  • Ampio Izy Hitandrina ny Didin’i Kristy, Nov.

  • Ampio Izy mba ho Vita Batisa (Fizarana 1), Okt.

  • Ampio Izy mba ho Vita Batisa (Fizarana 2), Okt.

  • ‘Antsoiko hoe Namana Ianareo’, Apr.

  • Ataovy Izay Haharesy Lahatra Anao hoe Nahita ny Marina Ianao, Jolay

  • “Ataovy Izay Hatahorako ny Anaranao Amin’ny Foko Manontolo”, Jona

  • Avelao i Jehovah Hampionona Anao, Feb.

  • “Aza Atsahatra ny Tananao”, Sept.

  • Aza Manaiky ho Kivy! Des.

  • “Aza Mihevi-tena Mihoatra Noho Izay Tokony Hoheverina”, Jolay

  • Hajao ny Olona Rehetra ao Amin’ny Fiangonana, Aog.

  • Hanaiky Foana ve Ianao Rehefa Ahitsy? Nov.

  • Handeha Hiaraka Aminareo Izahay, Jan.

  • Haniry Hatao Batisa Ianao Raha Tia An’i Jehovah, Mar.

  • Hararaoty Dieny Mbola Milamina ny Fiainana! Sept.

  • Harena Tsy Hita Maso Nefa Tena Sarobidy, Mey

  • Henoy sy Fantaro Izy Ireo dia Miezaha Hangoraka, Apr.

  • “Hohamasinina Anie ny Anaranao!” Jona

  • Ho Lasa Mpanompon’i Jehovah ve ny Zanakao? Okt.

  • Ho Vitanao ny Hampahery ny Hafa! Jan.

  • “Izaho Mihitsy no Hitady ny Ondriko”, Jona

  • Iza no “Mpanjakan’ny Avaratra” Amin’izao Andro Izao? Mey

  • Iza no “Mpanjakan’ny Avaratra” Amin’ny Fotoanan’ny Farany? Mey

  • Mahereza fa i Jehovah no Mpanampy Anao! Nov.

  • ‘Mamonjy An’izay Ketraka i Jehovah’, Des.

  • Mampiharihary ny Toetran’i Jehovah ny Fananganana ny Maty, Aog.

  • Mandehana ao Amin’ny Fahamarinana Foana, Jolay

  • “Mandehana àry, Ataovy Mpianatra ny Olona”, Jan.

  • Manetre Tena Rehefa Manompo An’i Jehovah, Aog.

  • Mankasitraka An’ireo Fanomezan’i Jehovah ve Ianao? Mey

  • Miandry An’ilay “Tanàna Manana Fototra Tena Izy” ve Ianao? Aog.

  • Miezaha Hifankatia Amin’ny Fo, Mar.

  • Miezaha Tsy Hialona mba Hisian’ny Fihavanana, Feb.

  • Mitarika ny Fandaminany i Jehovah, Okt.

  • “Miverena Amiko”, Jona

  • Mpanafika avy any Avaratra! Apr.

  • Ny Fanahy no Manaporofo fa Voahosotra Izy Ireo, Jan.

  • Ny Hoavy Banjinina! Nov.

  • Rahoviana no Fotoana Tokony Hitenenana? Mar.

  • “Rehefa Malemy Aho, dia Amin’izay Aho no Mahery”, Jolay

  • Sarobidy Amin’i Jehovah Andriamanitrao Ianao! Jan.

  • “Tano Izay Nankinina Taminao”, Sept.

  • Tena Ilain’i Jehovah Ianao ao Amin’ny Fiangonana! Aog.

  • Tena Mino Isika hoe Hitsangana ny Maty! Des.

  • Tena Tia Anao i Jehovah Rainao, Feb.

  • Tena Tiantsika i Jehovah Raintsika, Feb.

  • Vitao Hatramin’ny Farany Ilay Hazakazaka! Apr.

  • Vonona Hatao Batisa ve Ianao? Mar.

  • Vonona ho Lasa Mpanarato Olona ve Ianao? Sept.

LAHATSORATRA SAMIHAFA

  • Mpanjaka Roa Miady Mandritra ny Fotoanan’ny Farany, Mey

  • Porofo hoe Andevo Tany Ejipta ny Israelita, Mar.

TANTARAM-PIAINANA

  • “Intỳ Izahay Iraho!” (J. sy M. Bergame), Mar.

  • Izay Tokony ho Nataoko Ihany no Nataoko (D. Ridley), Jolay

  • Notahin’i Jehovah Aho Satria Nandray Lesona avy Tamin’ny Olon-kafa (L. Crépeault), Feb.

  • “Tsy Hadinon’i Jehovah Mihitsy Aho!” (M. Herman), Nov.

VAVOLOMBELON’I JEHOVAH

  • 1920: Zato Taona Lasa Izay, Okt.

  • Mamaly ny Antso ve Ianao? Jona

  • Tahin’i Jehovah Izay Miverina any Amin’ny Tany Niaviany, Nov.

NY TILIKAMBO FIAMBENANA HO AN’NY BESINIMARO

  • Aiza no Misy ny Marina? No. 1

  • Fitahiana Maharitra avy Amin’Andriamanitra, No. 3

  • Inona moa ny Fanjakan’Andriamanitra? No. 2

MIFOHAZA!

  • Tsy Te Hiady Saina Be Intsony ve Ianao? No. 1

  • Vahaolana Amin’ny Fanavakavahana, No. 3

  • Valin’ny Fanontaniana 5 Momba ny Fijaliana, No. 2