Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Fanondroana ny Foto-kevitra Tamin’ny Tilikambo Fiambenana sy Mifohaza! 2022

Fanondroana ny Foto-kevitra Tamin’ny Tilikambo Fiambenana sy Mifohaza! 2022

Aseho eto ny gazety misy an’ireo lahatsoratra

NY TILIKAMBO FIAMBENANA GAZETY FIANARANA

FANONTANIAN’NY MPAMAKY

  • Inona no lazain’ny Baiboly momba ny fianianana? Apr.

  • Inona no tian’i Jesosy holazaina tamin’ilay hoe “aza mieritreritra hoe tonga hitondra fihavanana” aho? (Mt 10:34, 35), Jol.

  • Inona no tian’ny apostoly Paoly holazaina tamin’ilay hoe “teraka tsy tonga volana” izy? (1Ko 15:8), Sept.

  • Iza no hatsangana eto an-tany, ary hoatran’ny ahoana ny karazana fitsanganana ho azon’izy ireo? Sept.

  • Nahoana no hoe “nangoraka an’i Mefiboseta” i Davida nefa avy eo nanolotra azy hovonoina indray? (2Sa 21:7-9), Mar.

  • Nanitatra ve i Davida rehefa nanoratra hoe hidera ny anaran’Andriamanitra “mandrakizay” izy? (Sl 61:8), Des.

  • Raha manambady indray ny olona iray tsy avelan’ny Soratra Masina hanao an’izany, dia ahoana no tokony hiheverana an’ilay fanambadiana teo aloha sy ilay vaovao? Apr.

FANTATRAO VE?

  • Ahoana no namaritana ny taona sy ny volana taloha? Jona

  • Nahoana no mety tsara hoe samy nekena hatao fanatitra na ny voromailala na ny domohina? Feb.

  • Nahoana ny Israelita no nanome vodiondry? Feb.

  • Navelan’ny Romanina halevina hoatran’ny rehetra ihany ve izay novonoina teo amin’ny tsato-kazo? Jona

  • Olona tena nisy ve i Mordekay? Nov.

FIAINANA SY TOETRA KRISTIANINA

  • Avelao Handrisika Anao “ny Lalàn’ny Hatsaram-panahy”, Jona

  • Inona no Hanampy Anao Handresy ny Adin-tsaina? Apr.

  • Nahazo Bisikoỳ ny Alikakeliko! (fampirantiana), Apr.

  • Nahoana Isika no Tsy Tokony Hiady na dia Niady aza ny Israelita? Okt.

  • Vonona “Handova ny Tany” ve Ianao? Des.

LAHATSORATRA FIANARANA

  • Afaka Manala ny ‘Toetra Taloha’ Ianao, Mar.

  • Afaka Matoky An’ireo Rahalahinao Ianao, Sept.

  • Afaka ny Hiaina Mandrakizay Isika! Des.

  • Afaka ny Tena ho Sambatra Ianao, Okt.

  • Ampian’i Jehovah Isika Hanatanteraka ny Fanompoantsika, Nov.

  • Ampian’i Jehovah Isika Hiaritra Sady ho Faly, Nov.

  • ‘Ampiana Hanaraka ny Fahamarinana ny Olona Maro’, Sept.

  • ‘Ampiasao Tsara ny Fotoananao’, Jan.

  • Ampio ny Hafa Hiaritra Rehefa ao Anatin’ny Sarotra, Des.

  • Ao Amin’ny “Bokin’ny Fiainana” ve ny Anaranao? Sept.

  • “Aoka Ianao Hanantena An’i Jehovah”, Jona

  • Asehoy hoe Mendri-pitokisana Ianao, Sept.

  • Aza Avela Hisy Hampisaraka Anao Amin’i Jehovah, Nov.

  • Aza Avela ho Lefy Mihitsy ny Fanantenanao! Okt.

  • Aza “Miala Amin’ny Fahamarinana Mihitsy”, Aog.

  • Efa Mitondra Ilay Fanjakana! Jol.

  • Faminaniana Efa Ela fa Mahakasika Anao, Jol.

  • “Henoy ny Tenin’ny Hendry”, Feb.

  • “Hiaraka Amiko any Amin’ny Paradisa Ianao”, Des.

  • Inona no Azo Ianarana avy Amin’ny Ranomason’i Jesosy? Jan.

  • “Izay Mitady An’i Jehovah ... Tsy mba ho Ory Zava-tsoa”, Jan.

  • Jehovah, Ilay Mpamela Heloka Miavaka Indrindra, Jona

  • “Mahatonga ny Fo ho Falifaly” ve ny Torohevitra Omenao? Feb.

  • Mahita An’izay Hitan’i Zakaria ve Ianao? Mar.

  • Manampy Antsika Handresy ny Tahotra ny Fitiavana, Jona

  • Matoky ve Ianao hoe Mety Foana Izay Ataon’i Jehovah? Feb.

  • Miadan-tsaina na dia Miatrika ny Mafy Aza, Des.

  • Mianara avy Amin’ny Zandrin’i Jesosy, Jan.

  • Miantsoantso ny Tena Fahendrena, Okt.

  • Miezaha “Hifanampy Foana”, Aog.

  • Miezaha Hisaina Tsara Foana Rehefa Iharam-pitsapana, Nov.

  • Mifalia Amin’izay Tsara Indrindra Omenao An’i Jehovah, Apr.

  • Miresaka Momba Anao ny Bokin’ny Apokalypsy, Mey

  • Miresaka Momba ny Fahavalon’Andriamanitra ny Bokin’ny Apokalypsy, Mey

  • Miresaka Momba ny Hoavinao ny Bokin’ny Apokalypsy, Mey

  • Mitahy An’izay Mamela Heloka i Jehovah, Jona

  • Mitari-dalana Anao Isan’Andro ve ny Fahendrena? Mey

  • Mitsinjo ny Vahoakany i Jehovah, Aog.

  • ‘Modely Amin’ny Teny’ ve Ianao? Apr.

  • Nahoana Isika no Manatrika ny Fahatsiarovana? Jan.

  • Ry Anti-panahy, Miezaha Foana Hanahaka ny Apostoly Paoly, Mar.

  • Ry Ray Aman-dreny, Ampio ho Tia An’i Jehovah ny Zanakareo, Mey

  • Ry Renim-pianakaviana, Mianara avy Amin’i Eonika, Apr.

  • Ry Tanora, Miezaha Handroso Foana na dia Aorian’ny Batisa Aza, Aog.

  • “Sambatra Izay Tsy Mivadika” Amin’i Jehovah, Okt.

  • Tafio Foana ny “Toetra Vaovao” na dia Efa Vita Batisa aza Ianao, Mar.

  • Tia Fahamarinana ny Vahoakan’i Jehovah, Aog.

  • Tohano i Jesosy, Ilay Mpiandraikitra Antsika, Jol.

  • Tombontsoa Be ny Mivavaka ka Ankamamio, Jol.

  • Torohevitra Hanampy Anao Hifidy sy Hanatratra Tanjona, Apr.

  • Vao Mainka Ianao ho Faly Rehefa Tena Manompo An’i Jehovah, Mar.

  • Vonona Hanampy ny Hafa Hoatran’i Jesosy ve Ianao? Feb.

TANTARAM-PIAINANA

  • Nahita Zavatra Tsara Kokoa Noho ny Fitsaboana Aho (R. Ruhlmann), Feb.

  • Navelako Hitarika ny Diako i Jehovah (K. Eaton), Jol.

  • “Te Hiasa ho An’i Jehovah Aho” (D. van Marl), Nov.

  • Tiako erỳ ny Nianatra sy Nampianatra Momba An’i Jehovah! (L. Weaver), Sept.

VAVOLOMBELON’I JEHOVAH

  • 1922: Zato Taona Lasa Izay, Okt.

NY TILIKAMBO FIAMBENANA HO AN’NY BESINIMARO

  • Afaka ny Hifankatia ve ny Olona Mifankahala? No. 1

MIFOHAZA!

  • Mikorontana Izao Tontolo Izao, Nefa Afaka ny ho Tafavoaka Ianao, No. 1