NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Febroary 2016

Ho hitanao ao ny lahatsoratra hianarana manomboka ny herinandron’ny 4 Aprily ka hatramin’ny 1 Mey 2016.

TANTARAM-PIAINANA

Nampian’i Jehovah Aho ka Nahavita Tsara ny Fanompoako

Efa 73 taona i Corwin Robison no nanompo an’​Andriamanitra. Niasa nandritra ny 60 taona mahery tao amin’​ny Betelan’i Etazonia izy.

Nantsoin’i Jehovah hoe ‘Namany’ Izy

Te ho naman’i Jehovah ve ianao? Tahafo àry i Abrahama.

Tahafo Ireo Nifandray Akaiky Tamin’i Jehovah

Nahoana i Rota sy Hezekia ary Maria no lasa nifandray akaiky tamin’i Jehovah?

Miezaha Foana ho Faly Manompo An’i Jehovah

Inona avy no tokony hosaintsaininao mba hanampy anao ho falifaly foana?

Porofoy hoe Tsy Mivadika Amin’i Jehovah Ianao

Modely ho antsika i Jonatana satria tsy nivadika tamin’i Jehovah, na dia niaritra fitsapana maro aza.

Tahafo Ireo Mpanompon’i Jehovah Tsy Nivadika

Ahoana no nanaporofoan’i Davida, Jonatana, Natana, ary Hosay fa i Jehovah no voalohany tsy tokony hivadihana?

FANTARO NY TANTARANTSIKA

Ilay Fiara Nalaza Be

Nanampy olona an-tapitrisany handre ny vaovao tsara ilay “fiara misy fanamafisam-peo an’​ny Watch Tower”, nanomboka tamin’​ny 1936 ka hatramin’ny 1941.