NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Janoary 2020

Ho hitanao ato ny lahatsoratra hianarana manomboka ny herinandron’ny 2 Martsa ka hatramin’ny 5 Aprily 2020.

“Mandehana àry, Ataovy Mpianatra ny Olona”

Hanampy antsika hifantoka amin’ny fomba hanatsarana ny fahaizantsika manao mpianatra ny andinin-teny ho an’ny taona 2020.

Ho Vitanao ny Hampahery ny Hafa!

Te hahay hampahery ve ianao? Hiresaka toetra telo hanampy anao hahavita an’izany io lahatsoratra io.

Sarobidy Amin’i Jehovah Andriamanitrao Ianao!

Rehefa kivy ianao satria marary na sahirana ara-bola na mihantitra, dia matokia fa tsy misy na inona na inona hahasaraka anao amin’ny fitiavan’ilay Rainao any an-danitra.

Ny Fanahy no Manaporofo fa Voahosotra Izy Ireo

Ahoana no ahalalan’ny olona iray hoe voahosotry ny fanahy masina izy? Inona no mitranga rehefa voahosotra ny olona iray?

Handeha Hiaraka Aminareo Izahay

Ahoana no tokony hiheverantsika an’ireo mihinana ny mofo sy misotro ny divain’ny Fahatsiarovana? Tokony hanahy ve isika raha mihabetsaka foana ny isan’izy ireo?