NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Jolay 2019

Ho hitanao ao ny lahatsoratra hianarana manomboka ny herinandron’ny 2 Septambra ka hatramin’ny 29 Septambra 2019.

Dieny Izao dia Miomàna Hiatrika Fanenjehana!

Inona no azo atao mba ho be herim-po kokoa dieny izao? Ahoana no atao rehefa ankahalain’ny olona isika?

Manompoa An’i Jehovah Foana na dia Voarara aza Izany!

Inona no hataontsika raha raran’ny fanjakana ny fanompoana an’i Jehovah?

‘Mandehana Manao Mpianatra’

Nahoana no tena ilaina ny manao mpianatra? Ary inona no soso-kevitra mety hanampy antsika hahavita an’izany?

Miezaha Hanohina ny Fon’ny Olona Tsy Mpivavaka

Ahoana no hanampiana ny olona tsy mpivavaka mba ho tia an’Andriamanitra sy ho lasa mpianatr’i Kristy?

TANTARAM-PIAINANA

Nomen’i Jehovah Fitahiana Mihoatra Noho Izay Noeritreretiko Aho

Lasa nanam-paharetana sy nahay nianina ary nanana toetra tsara hafa i Manfred Tonak, noho izy misionera tany Afrika.

Tena Maty ho Ahy ve i Jesosy?

Efa nahatsiaro ho tsy misy vidiny ve ianao? Inona no hanampy anao mba tsy hieritreritra hoatr’izany?