NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Jona 2016

Ho hitanao ao ny lahatsoratra hianarana manomboka ny herinandron’ny 1 Aogositra ka hatramin’ny 28 Aogositra 2016.

‘Miahy Anao’ i Jehovah

Nahoana ianao no afaka matoky fa miahy anao Andriamanitra? Hahita porofon’izany ianao ato.

Faly ve Ianao fa Mamolavola Anao i Jehovah?

Ahoana no ataon’Andriamanitra rehefa mifidy an’izay olona hovolavolainy? Nahoana izy no mamolavola azy ireo? Ahoana no amolavolany an’ilay olona?

Avelanao Hamolavola Anao ve i Jehovah?

Inona no toetra hanampy anao ho mora volavolain’Andriamanitra?

Fanontanian’ny Mpamaky

Iza ilay lehilahy mitondra fitoeran-dranomainty sy ireo lehilahy enina mitondra fitaovam-piadiana, resahin’ny fahitan’i Ezekiela?

“I Jehovah Andriamanitsika dia Jehovah Iray Ihany”

Inona no dikan’ny hoe “iray ihany” Andriamanitra? Inona no dikan’ny hoe manompo azy irery ihany?

Aza Mivadika Mihitsy na dia Manao Fahadisoana Aza ny Hafa

Resahin’ny Baiboly hoe nisy mpanompon’Andriamanitra niteny na nanao zavatra nampahatezitra ny hafa taloha. Inona no ianarantsika avy amin’ireny fitantarana ireny?

Toetra Sarobidy Noho ny Diamondra

Manana zava-tsarobidy be ny olona iray raha manana an’io toetra io.

Tadidinao Ve?

Novakinao tsara ve ireo Tilikambo Fiambenana faramparany? Jereo àry raha tadidinao izay novakinao.