NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Jona 2018

Ho hitanao ao ny lahatsoratra hianarana manomboka ny herinandron’ny 6 Aogositra ka hatramin’ny 2 Septambra 2018.

“Tsy Anisan’ity Tontolo ity ny Fanjakako”

Ahoana no tokony ho fiheverantsika ny adihevitra ara-politika sy ny adihevitra hafa eo amin’ny fiaraha-monina, rehefa mandinika ny modely navelan’i Jesosy isika?

Enga Anie Isika Rehetra ho Tafaray Tahaka An’i Jehovah sy Jesosy

Inona no azonao atao mba hahatonga ny vahoakan’i Jehovah hiray saina kokoa?

Tahaka Izay Izy Nahazo Sitraka Tamin’i Jehovah!

Inona anefa no tian’Andriamanitra hataontsika? Hanampy antsika hamaly an’izany ny tantaran’i Rehoboama.

Ampiasao Hampiofanana ny Feon’ny Fieritreretanao ny Toro Lalan’i Jehovah

Nomen’i Jehovah feon’ny fieritreretana isika mba hahay hanavaka ny tsara sy ny ratsy. Mila ampiofanina anefa izy io mba ho azo ianteherana.

‘Aoka Hamirapiratra ny Fahazavanareo’ mba Hahazo Voninahitra i Jehovah

Ankoatra ny mitory ny vaovao tsara, dia misy zavatra hafa tokony hataontsika raha te hampamirapiratra ny fahazavantsika isika.

TANTARAM-PIAINANA

Nisy Nampahery Foana Aho Rehefa Nanana Olana

Nanana olana ny fianakavian’i Edward Bazely. Nisy fotoana koa izy niaritra fanoherana, diso fanantenana, ary kivy be.

Tena Misy Vokany ny Fiarahabana

Na teny kely fotsiny aza no lazaintsika rehefa miarahaba dia efa mety hisy vokany be.

Tadidinao Ve?

Hainao ve ny mamaly an’ireo fanontaniana ireo? Noresahina tao amin’ny Tilikambo Fiambenana vao haingana ireo.