NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Novambra 2016

Ho hitanao ao ny lahatsoratra hianarana manomboka ny herinandron’ny 26 Desambra 2016 ka hatramin’ny 29 Janoary 2017.

Teny Kely Nisy Dikany Be!

Nisy teny kely nisy dikany be nampiasain’i Jesosy rehefa niresaka tamin’ny vehivavy sasany izy. Inona izany?

Mifampahereza Foana “Isan’andro”

Nahoana no ilaina ny mifampahery? Inona no ianarantsika avy amin’i Jehovah sy Jesosy ary Paoly? Inona no azontsika atao raha tiantsika hisy vokany tsara ilay fampaherezana?

Nahoana ny Vahoakan’i Jehovah no Voalamina Tsara?

I Jehovah no tena mahay mandamin-javatra indrindra. Tsy tokony ho voalamina tsara koa ve ny vahoakany?

Tena Manaja ny Tenin’​Andriamanitra ve Ianao?

Tena mandray soa ny vahoakan’​i Jehovah, rehefa manaraka ny torohevitra ao amin’​ny Baiboly sy manohana foana ny fandaminany.

“Asa Goavana” no Miandry Antsika

Ho faly ianao raha manohana an’io asa io.

Nantsoina Hiala Tamin’ny Maizina Isika

Nahoana ny vahoakan’i Jehovah no toy ny hoe tao anaty haizina nanomboka tamin’ny taonjato faharoa? Oviana no nihanisava ny haizina, ary inona no nitranga tamin’izay?

Niala tao Amin’ny Fivavahan-diso Izy Ireo

Oviana ny vahoakan’i Jehovah no afaka tanteraka avy tao amin’i Babylona Lehibe?

“Ry Mpitory eto Grande-Bretagne, Mifohaza!!”

Zara raha nitombo ny isan’ny mpitory tany Grande-Bretagne nandritra ny folo taona. Niova anefa izany. Nahoana?