NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Novambra 2017

Ho hitanao ao ny lahatsoratra hianarana manomboka ny herinandron’ny 25 Desambra 2017 ka hatramin’ny 28 Janoary 2018.

Mihirà Amin’ny Fo!

Inona no azonao atao raha menatra ny hihira ianao rehefa any am-pivoriana? Inona no hanampy anao ho sahy hihira fiderana ho an’i Jehovah?

Ataonao Fialofanao ve i Jehovah?

Afaka matoky isika fa mamela heloka tanteraka i Jehovah, rehefa jerena ny fandaharana nataony momba an’ireo tanàna fialokalofana.

Manaova ny Rariny ary Mamindrà Fo toa An’i Jehovah

Tena mamindra fo i Jehovah, rehefa dinihina ny momba an’ireo tanàna fialokalofana. Hita amin’izany koa fa sarobidy aminy ny aina ary manao ny rariny foana izy.

“Hovalian-tsoa ny Olona Malala-tanana”

Afaka mampiasa ny fotoanantsika sy ny herintsika ary ny fananantsika isika mba hanohanana ny asa fitoriana an’ilay Fanjakana.

Aza Manaraka ny Fomba Fisainan’ity Tontolo Ity

Mila miezaka isika rehetra mba tsy hanana ny fomba fisainan’ity tontolo ity, na dia be mpitia aza ilay izy. Ho hitanao ato ny dimy amin’izany.

Aza Avela Hisy Hahasakana Anao Tsy Hahazo An’ilay Loka!

Nilaza ny zavatra mila tandreman’ny Kristianina ny apostoly Paoly rehefa avy nampahatsiahy azy ireo momba ny fanantenany.

Te ho Tamana Tsara ao Amin’ny Fiangonana Nifindranao ve Ianao?

Mety ho mbola tsy mahazo aina ianao raha vao nifindra fiangonana. Inona no hanampy anao ho tamana?