NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Oktobra 2019

Ho hitanao ao ny lahatsoratra hianarana manomboka ny herinandron’ny 2 Desambra ka hatramin’ny 29 Desambra 2019.

1919: Zato Taona Lasa Izay

Nomen’i Jehovah hery ny mpanompony tamin’ny 1919, ka nahavita nitory betsaka kokoa noho ny hatramin’izay. Nisy fiovana lehibe mbola tokony hitranga anefa aloha.

Ampy Tsara Foana ve ny Fotoana Omen’Andriamanitra?

Mampitandrina ny olona i Jehovah hoe handringana. Ratsy noho ny tafio-drivotra ara-bakiteny io fandringanana io. Ahoana no ampitandreman’i Jehovah ny olona?

Miezaha ho Be Atao Amin’izao Farany Efa Tena Akaiky Izao!

Inona no hitranga amin’ny faran’ny “andro farany”? Inona no tian’i Jehovah hataontsika mandra-pahatongan’izany?

Aza Mivadika Mihitsy Mandritra ny “Fahoriana Lehibe”!

Inona no tian’i Jehovah hataontsika mandritra ny “fahoriana lehibe”? Inona no fiomanana azontsika atao raha tsy te hivadika mihitsy isika?

Inona re no Hampiasan’i Jehovah Anao E?

Nampian’i Jehovah ny mpanompony taloha, ka lasa te hanao ny sitrapony sady nomeny hery hahavitana an’izany. Ary ahoana no anampiany antsika?

I Jehovah Irery Ihany Tompoina!

Misy fomba roa ahitantsika raha tena i Jehovah irery ihany no tompointsika. Izany no hodinihintsika ato.