NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Septambra 2016

Ho hitanao ao ny lahatsoratra hianarana manomboka ny herinandron’ny 24 Oktobra ka hatramin’ny 27 Novambra 2016.

“Aza Miraviravy Tanana”

Ahoana no hanatanjahan’i Jehovah sy hampaherezany ny mpanompony? Ahoana no anahafanao azy?

Miady Mafy Foana ve Ianao mba Hotahin’i Jehovah?

Miady mafy mba hankasitrahan’i Jehovah ny mpanompony, na dia miatrika olana maro aza. Matoky izy ireo fa afaka ny handresy!

Fanontanian’ny Mpamaky

Inona ilay “tenin’Andriamanitra” lazain’ny Hebreo 4:12 hoe “velona sy mahery”?

Niaro ny Vaovao Tsara teo Anatrehan’ny Manam-pahefana Izy

Miana-javatra isika rehefa mandinika an’izay nataon’i Paoly tamin’izy niakatra fitsarana.

Manome Voninahitra An’Andriamanitra ve ny Fiakanjonao?

Afaka manampy antsika hahay hisafidy ny toro lalana ao amin’ny Baiboly.

Mahasoa ny Manaraka ny Tari-dalan’i Jehovah

Vavolombelon’​i Jehovah nanao safidy tsara tany Polonina sy Fidji.

Ry Tanora, Hatanjaho ny Finoanareo

Mahatsiaro ve ianao hoe voatery manaiky ny zavatra inoan’ny olona, ohatra hoe ny evolisiona, fa tsy hino hoe misy ny Mpamorona? Hanampy anao ity lahatsoratra ity.

Ampio Hanana Finoana ny Zanakao

Sarotra aminao ve ny manampy ny zanakao mba hanana finoana? Misy dingana efatra hanampy anao ato.