NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Septambra 2018

Ho hitanao ao ny lahatsoratra hianarana manomboka ny herinandron’ny 29 Oktobra ka hatramin’ny 2 Desambra 2018.

“Raha Fantatrareo Izany, dia Sambatra Ianareo Raha Manao Izany”

Nahoana no tena ilaina ny manetry tena? Inona avy no azontsika atao mba hanetry tena foana isika?

Tena Tia Anareo i Jehovah, ry Zokiolona Tsy Mivadika

Tena manetry tena ireo rahalahy be taona. Nahoana isika no afaka milaza an’izany?

Miezaha ho Be Fitiavana Foana fa Mampahery Izany!

Ho hitanao ato hoe inona no azontsika atao mba hampaherezana ny hafa amin’izao fiainana tena tsy mora izao.

Sambatra Izay Manompo An’ilay “Andriamanitra Falifaly”

Inona no hanampy antsika ho sambatra foana na dia manana olana aza isika?

Amin’ny Firy Izao?

Ahoana no fomba nilazan’ny olona fotoana taloha?

Mahery Indrindra Nefa Tsara Fanahy

Tena tsara fanahy i Jehovah. Inona no manaporofo an’izany?

Miezaha ho Tsara Fanahy Hoatran’i Jehovah

Te ho tsara fanahy amin’ny fianakavianao sy ny mpiara-manompo ary ny olona itorianao ve ianao? Misy soso-kevitra maromaro afaka manampy anao ato.