NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Septambra 2019

Ho hitanao ao ny lahatsoratra hianarana manomboka ny herinandron’ny 28 Oktobra ka hatramin’ny 1 Desambra 2019.

Sarobidy Amin’i Jehovah ny Mpanompony Manetry Tena

Anisan’ny toetra tena tokony hiezahantsika hananana ny fanetren-tena. Nahoana no sarotra izany rehefa misy fiovana?

Vaovao Tsara ny Hara-magedona!

Inona no hitranga alohan’ny Hara-magedona? Ary inona no azontsika atao mba tsy hivadika amin’izao farany efa manakaiky izao?

Ekeo An-tsitrapo ny Fahefan’i Jehovah

Inona no azon’ny anti-panahy sy ny ray aman-dreny ianarana avy amin’i Nehemia Governora sy Davida Mpanjaka ary Maria renin’i Jesosy?

‘Mankanesa atỳ Amiko fa Hamelombelona Anareo Aho’

Ahoana izany hoe ‘mankany’ amin’i Jesosy sy ‘mitondra ny ziogany’? Hamelombelona antsika ny fanaovana an’ireo.

Iza Ilay “Vahoaka Be”?

Nampahafantarin’i Jehovah tao amin’ny fahitan’i Jaona hoe iza ilay “vahoaka be.” Nampahafantariny koa fa tena ho betsaka ry zareo ary samy hafa fiaviana. Ho tafavoaka velona amin’ny fahoriana lehibe izy ireo ary hiaina mandrakizay eto an-tany.