NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Septambra 2024

Ho hitanao ato ny lahatsoratra hianarana manomboka ny herinandron’ny 11 Novambra ka hatramin’ny 8 Desambra 2024.

LAHATSORATRA FIANARANA 36

“Tokony ho Mpankatò ny Teny Ianareo”

Hianarana ny herinandron’ny 11 ka hatramin’ny 17 Novambra 2024.

LAHATSORATRA FIANARANA 37

Taratasy Manampy Antsika Hiaritra Hatramin’ny Farany

Hianarana ny herinandron’ny 18 ka hatramin’ny 24 Novambra 2024.

TANTARAM-PIAINANA

Mahafinaritra Be ny Manompo An’i Jehovah

Nanompo manontolo andro nandritra ny 70 taona i André Ramseyer ary nahazo fanendrena maro teo anivon’ny fandaminana. Inona avy ny zava-tsarotra natrehiny, ary ahoana no nataony mba ho i Jehovah foana no loha laharana teo amin’ny fiainany?

Fanontanian’ny Mpamaky

Taiza ireo mpianatra 70 nirahin’i Jesosy hitory, tamin’izy nanomboka nankalaza ny Sakafo Harivan’ny Tompo? Nandao azy ve ry zareo?

LAHATSORATRA FIANARANA 38

Manaraka Fampitandremana ve Ianao?

Hianarana ny herinandron’ny 25 Novambra ka hatramin’ny 1 Desambra 2024.

LAHATSORATRA FIANARANA 39

Ho Sambatra Kokoa Ianao Raha Tia Manome

Hianarana ny herinandron’ny 2 ka hatramin’ny 8 Desambra 2024.

Miezaha Hianatra Zava-baovao

Inona no hanampy antsika hahatakatra kokoa an’izay tian’i Jehovah hampianarina antsika rehefa mianatra samirery isika?