Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Fampidirana

Fampidirana

Be dia be no mifankahala eran-tany. Misy, ohatra, manavakavaka, mampijaly ny hafa, manao teny maharary, na mifamono mihitsy. Ho resy ihany ve ny fankahalana indray andro any? Ho hitantsika ato hoe nahoana ny fampianaran’ny Baiboly no afaka manampy ny olona tsy hifankahala intsony. Horesahina ato koa fa mampanantena Andriamanitra hoe hofoanany mandrakizay ny fankahalana.