Inona no Hanampy ny Olona Tsy Hifankahala Intsony?
Afaka manampy ny olona ho tsara toetra kokoa ny Tenin’Andriamanitra. (Hebreo 4:12) Nahavita nanampy olona maro tsy hankahala ny hafa intsony ny fampianarana ao. Andao isika handinika efatra amin’izany.