Fanondroana ny Foto-kevitra Tamin’ny Tilikambo Fiambenana 2004
Fanondroana ny Foto-kevitra Tamin’ny Tilikambo Fiambenana 2004
Manondro ny daty nivoahan’ny nomerao misy ilay lahatsoratra
BAIBOLY
Baiboly Amin’ny Fiteny Maro, 15/4
Harenan’i Chester Beatty, 15/9
Hevitra Misongadina ao Amin’ny Genesisy—I, 1/1
Hevitra Misongadina ao Amin’ny Genesisy—II, 15/1
Hevitra Misongadina ao Amin’ny Eksodosy, 15/3
Hevitra Misongadina ao Amin’ny Levitikosy, 15/5
Hevitra Misongadina ao Amin’ny Nomery, 1/8
Hevitra Misongadina ao Amin’ny Deoteronomia, 15/9
Hevitra Misongadina ao Amin’ny Josoa, 1/12
‘Mirenireny Noho ny Filazantsara’ (G. Borrow), 15/8
“Tena Tsara” (Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao), 1/12
FANONTANIAN’NY MPAMAKY
144 000 ara-bakiteny ve? 1/9
23 000 sa 24 000 ny Israelita lavo? (1Ko 10:8; No 25:9), 1/4
Ahoana no nahafahan’i Hanamela nivarotra saha tamin’i Jeremia? (Je 32:7), 1/3
Demonia mandritra ny Fanjakana Arivo Taona, 15/11
‘Efa nazera sahady avy any an-danitra i Satana’ (Lk 10:18), 1/8
“Fitiavana lavorary” (1Jn 4:18), 1/10
Hatendan-kanina, 1/11
Inona no mifanitsy amin’ny Jobily? 15/7
Inona no nitranga, ary ny ain’iza no notandindomin-doza? (Ek 4:24-26), 15/3
‘Mampisambora vola, ary aza manantena valiny’ (Lk 6:35), 15/10
Nahoana i Jesosy no namela an’i Tomasy hikasika azy, fa tsy namela an’i Maria Magdalena? 1/12
Nahoana i Joda no nanao firaisana tamin’ny vehivavy noheveriny fa vehivavy janga? (Ge 38:15), 15/1
Nahoana i Mikala no nanana terafima? (1Sa 19:13), 1/6
Nahoana isika no mety hampalahelo ny fanahy masina? (Ef 4:30), 15/5
Nahoana ny lehilahy israelita no nahazo nanambady babo? 15/9
Rameva sy fanjaitra ara-bakiteny ve? (Mt 19:24; Mr 10:25; Lk 18:25), 15/5
Taiza ilay voromailala no naka ravin’oliva? (Ge 8:11), 15/2
“Tsy mpino” (2Ko 6:14), 1/7
Vaky sambo tany Malta ve i Paoly? 15/8
Zavatra avy amin’ny taharo fototry ny ra, 15/6
FIAINANA SY TOETRA KRISTIANINA
Abrahama sy Saraha—Tahafo ny Finoany! 15/5
Ahoana no Tokony Hamaritana ny Tsara sy ny Ratsy? 1/12
“Ambinina ny Lain’ny Marina” (Oh 14), 15/11
Fampiononana ny Ory, 15/2
Fanehoana ny Fitiavana An’Andriamanitra, 1/3
Fiatrehana Fahakiviana, 1/9
Fiatrehana Ireo Zavatra Tsy Azo Antoka, 1/2
Fitaizan-janaka, 15/6
Lova Tokony Homena ny Zanaka, 1/9
Manakana ny Fitiavana ve ny Tsy Fanaovana Politika? 1/5
Manao Zavatra Araka ny Fahalalana ny Mahira-tsaina (Oh 13), 15/7
“Miadia ny Ady Tsaran’ny Finoana”, 15/2
Miandry An’i Jehovah, 1/10
Mifantoka Amin’ilay Valisoa, 1/4
Misy Vokany eo Amin’ny Ataonao ve ny Zava-mitranga Aminao? 1/6
Ry Tanora, Avelao ny Ray Aman-dreninao Hanampy Anao Hiaro ny Fonao! 15/10
Sakafo Harivan’ny Tompo, 15/3
Tanjona, 15/7
JEHOVAH
“Endrey ny Hamaroan’ny Asanao!” 15/11
Fanetren-tena, 1/11
‘Hatao etỳ An-tany ny Sitraponao’, 15/4
Mampifaly An’Andriamanitra, 15/5
Miahy Anao, 1/7
Miahy Antsika Ve? 1/1
JESOSY KRISTY
Fahagagana Nataony—Angano sa Tena Nisy? 15/7
Zava-niseho Tsy Tokony Hohadinoina, 15/12
KALANDRIE
‘Be Voninahitra Noho ny Tendrombohitra’, 15/3
“Endrey ny Hamaroan’ny Asanao!” 15/11
“Haren’ny Ranomasina”, 15/9
‘Miteha-tanana ny Riaka’, 15/5
‘Tsy Hanam-pitsaharana ny Fahavaratra sy ny Ririnina’, 15/7
“Voky ny Hazon’i Jehovah”, 15/1
LAHATSORATRA FIANARANA
Adidin’ny Kristianina ny Mikarakara ny Zokiolona, 15/5
Afaka Hiaina ao Amin’ny Paradisa Tokoa ve Ianao? 15/10
“Ampianaro Izy Hitandrina Izay Rehetra Nandidiako Anareo”, 1/7
Ankahalaina Tsy Amin’ny Antony, 15/8
“Aoka Ianareo Hahazo Hery Mandrakariva ao Amin’ny Tompo”, 15/9
Aoka ny Rehetra Hitory ny Voninahitr’i Jehovah, 1/1
Arovy ny Fonao mba Hadio Fitondran-tena Hatrany Ianao, 15/2
Asehon’i Jehovah Amin’ny Manetry Tena ny Voninahiny, 1/8
“Ataovy ny Asan’ny Mpitory ny Vaovao Tsara”, 15/3
Aza Mivadika Mihitsy, 1/12
Be Fitiavana sy Hatsaram-panahy i Jehovah, 15/1
Ekenao ve ny Fanampian’i Jehovah? 15/12
Ekeo ny Tari-dalan’ilay Andriamanitra Velona, 15/6
“Fiadiana Fiarovana Rehetra avy Amin’Andriamanitra”, 15/9
Hevero ho Sarobidy ny Aina Nomena Anao, 15/6
Iza Ankehitriny no Manome Voninahitra An’Andriamanitra? 1/10
Jehovah no ‘Fiarovana Mafy ho Antsika Amin’ny Andro Fahoriana’, 15/8
Jehovah no Mpanampy Ahy, 15/12
Mahaiza Mandanjalanja Rehefa Misotro, 1/12
Manàna Herim-po toa An’i Jeremia, 1/5
‘Mandehana Ataovy Mpianatra ny Olona’, 1/7
“Mandehana Mitety ny Tany”, 15/10
Mankalazà An’Andriamanitra Amin’ny “Vava Iray Ihany”, 1/9
Mankasitraka ny “Lalàn’i Jehovah” ve Ianao? 15/7
Manome Izay Ilaina Isan’andro i Jehovah (Vavaka Modely), 1/2
Miantehera Amin’ny Fanahin’Andriamanitra Rehefa Miova ny Fiainanao, 1/4
Miezaha ho Tsara Fanahy eo Anivon’ny Tontolo Masiaka, 15/4
Mifampahereza, 1/5
‘Mifanehoa Firaiketam-po Lalina’, 1/10
“Miovaova ny Sehatr’ity Tontolo Ity”, 1/2
Mitadiava An’i Jehovah, Ilay Mpandinika ny Fo, 15/11
Mitandrema Amin’ny Famitahana, 15/2
Mitandrema Amin’ny ‘Feon’olon-tsy Fantatra’, 1/9
Mitory ny Voninahitr’Andriamanitra ny Zavaboary! 1/6
“Mpanompo” Mahatoky Sady Malina, 1/3
“Nivoaka Eran-tany ny Feony”, 1/1
Ny Didim-pitsaran’i Jehovah Amin’ny Ratsy Fanahy, 15/11
Reraka Ara-batana fa Tsy Ara-panahy, 15/8
Ry Tanora, Mitsinjo ny Hoavinareo ve Ianareo? 1/5
Sahia Mitory ny Tenin’Andriamanitra, 15/11
Sambatra na dia Enjehina Aza, 1/11
Sambatra ny Mpanompon’i Jehovah, 1/11
Sarobidy Amin’ny Fianakavian’ny Mpirahalahy ny Zokiolona, 15/5
Tafavoaka Tamin’ny Fitsapana Ilay “Mpanompo Mahatoky”! 1/3
Tahafo ny Fiheveran’i Kristy ny Fahamboniana, 1/8
Tahin’Andriamanitra Ireo Manome Voninahitra Azy, 1/6
“Tanteraho Tsara ny Fanompoanao”, 15/3
Tohero ny Fanahin’ity Tontolo Miovaova Ity, 1/4
“Tompo ô, mba Ampianaro Mivavaka Izahay” (Vavaka Modely), 1/2
Tsy Maintsy Tanteraka ny Didin’i Jehovah, 15/7
Tsy Maintsy Tia Hatsaram-panahy ny Vahoakan’Andriamanitra, 15/4
Tsy Takatry ny Saina ny Fahalehibeazan’i Jehovah, 15/1
LAHATSORATRA SAMIHAFA
666—Tsy Ankamantatra Fotsiny, 1/4
Afaka Manova Zavatra ve ny Vavaka? 15/6
Anabatista, 15/6
“Andriamanitra Marina sy Fiainana Mandrakizay” (1Jn 5:20), 15/10
“Asa Fanorenana Anisan’ny Niavaka Indrindra” (Tavin-drano Anidina), 15/1
Azo Antenaina ny Hisian’ny Fiadanana, 1/1
Bibidia sy Marika, 1/4
Ehoda, 15/3
Fahasambarana, 1/9
Fampanantenan’iza no Azonao Itokisana? 15/1
Fanatanjahan-tena Fahiny, 1/5
Fanatonana An’Andriamanitra, 1/2
Fifandraisana Amin’Andriamanitra sy Fahasambarana, 1/2
Fifaneken’i Westphalie, 15/3
Fitondram-panjakana Mahomby, 1/8
Fitotoan-koba Mamatsy Sakafo, 15/9
Fivavahana Marina sy Fanompoan-tsampy (Efesosy), 15/12
‘Handova ny Tany ny Mpandefitra’, 1/10
Harena Ara-panahy, 15/10
Hoavin’ny Fivavahana, 1/3
Inona no Tena Mampisy Heviny ny Fiainana? 1/8
Irinao ve ny Hiaina Mandrakizay? 15/11
Kapadokia, 15/7
Mpitondra Mahay, 1/11
“Nandeha Sambo Nankany Sipra”, 1/7
Ny Fivavahana ve no Fototry ny Zava-manahirana? 15/2
Rebeka, 15/4
Taratasy ho An’i Noa, 1/7
Tena Misy ny Fanjakan’Andriamanitra, 1/8
Tokony Hanao Politika ve ny Mpitondra Fivavahana? 1/5
Tokony Hivavaka Amin’ny Anjely ve Isika? 1/4
Tokony ho Anisan’ny Fivavahana Iray ve Ianao? 1/6
Torohevitra Tsara, 15/8
Toy ny Hazo ny Mpanompon’Andriamanitra, 1/3
Vavaka Nampianarin’ny Tompo, 15/9
TANTARAM-PIAINANA
Afa-po na eo aza ny Alahelo (A. Hyde), 1/7
Avy Amin’ny Lakalin’ny Tranomaizina ka Nanketo Alpes eto Soisa (L. Walther), 1/6
Matoky ny Fitiavana sy Fiahian’i Jehovah (A. Denz Turpin), 1/12
Mbola Miana-javatra (H. Gluyas), 1/10
Nahazo Fitahiana Maro Noho ny Fananana Toe-tsain’ny Misionera (T. Cooke), 1/1
Nanao Sorona An-tsitrapo ka Afa-po (M. sy R. Szumiga), 1/9
Nanohana Ahy ny Fahaiza-mianina (I. Osueke), 1/3
Nitondra Fitahiana Maro Be ny Zavatra Kely Nafoy (G. sy A. Aljian), 1/4
Tao Anatin’ny Fahajambana no Nahiratra! (E. Hauser), 1/5
Tena Tapa-kevitra Hiandany Tamin’ny Fanjakan’Andriamanitra (M. Žobrák), 1/11
Tia sy Miahy i Jehovah (F. King), 1/2
Velona Noho ny Herin’i Jehovah (E. Haffner), 1/8
VAVOLOMBELON’I JEHOVAH
Fanaovan-tsoa Rehefa Misy Loza, 1/6
Feon’ny Fieritreretana Tsara (telefaonina entin-tanana naverina), 1/2
Fitoriana any Am-piasana, 1/4
Fitoriana Tsy Ara-potoana Amin’ny Anglisy any Meksika, 15/4
Fivoriambe “Miaraha Mandeha Amin’Andriamanitra”, 1/3
Fivoriambe “Omeo Voninahitra Andriamanitra”, 15/1
Fivoriambe Tany “Afovoan’ny Tany” (Nosin’ny Paka), 15/2
Fizarana Diplaoman’i Gileada, 15/6, 15/12
Liberia, 1/4
Mahasambatra ny Manome (fanomezana), 1/11
Mandroso Tsara, 1/3
‘Miampità Mankatỳ ka Ampio Izahay’ (Bolivia), 1/6
‘Nampianatra Anay Hanaja ny Fivavahany Izy’ (Italia), 15/6
Noresahiny Tamin’ny Mpiara-mianatra ny Zavatra Inoany (Polonina), 1/10
“Nosy Sariaka” (Tonga), 15/12
Taratasin’i Alejandra (Meksika), 1/10
Teratany any Meksika, 15/8
Tsaroana “Ireo Niharam-pahavoazana Hadinon’ny Tantara”, 1/9
Tsy Fandaniana Andro Fotsiny (ankizy), 1/10
Tsy Mivadika (Polonina), 15/10