Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Tianao ve ny Hotsidihina?

Tianao ve ny Hotsidihina?

Tianao ve ny Hotsidihina?

Na dia eto amin’ity tontolo mikorontana ity aza, dia afaka ny ho sambatra ianao, raha mianatra ny Baiboly ka mahalala an’Andriamanitra sy ny Fanjakany ary ny fikasany momba ny olombelona. Raha tianao ny hahazo fanazavana fanampiny, na fampianarana Baiboly maimaim-poana any an-tranonao, dia manorata any amin’ny Vavolombelon’i Jehovah, B.P. 116, 105 Ivato, na any amin’ny iray amin’ireo adiresy ao amin’ny pejy faha-2.