Fanondroana ny Foto-kevitra Tamin’ny Tilikambo Fiambenana 2005
Fanondroana ny Foto-kevitra Tamin’ny Tilikambo Fiambenana 2005
Manondro ny daty nivoahan’ny nomerao misy ilay lahatsoratra
BAIBOLY
Baibolin’i Berleburg, 15/2
Baibolin’ny Mpanjaka, 15/8
Baiboly Alemà Voalohany Nisy ny Anaran’Andriamanitra, 1/9
Baiboly Italianina, 15/12
Fampianarana Marina, 15/7
Fitaovana Manampy Amin’ny Fandikan-teny, 15/4
Hevitra Misongadina ao Amin’ny Mpitsara, 15/1
Hevitra Misongadina ao Amin’ny Rota, 1/3
Hevitra Misongadina ao Amin’ny 1 Samoela, 15/3
Hevitra Misongadina ao Amin’ny 2 Samoela, 15/5
Hevitra Misongadina ao Amin’ny 1 Mpanjaka, 1/7
Hevitra Misongadina ao Amin’ny 2 Mpanjaka, 1/8
Hevitra Misongadina ao Amin’ny 1 Tantara, 1/10
Hevitra Misongadina ao Amin’ny 2 Tantara, 1/12
Manampy Anao Hahita Fifaliana, 1/8
Marina ve ny Tantara ao Amin’ny Baiboly? 15/4
Mifanohitra ve ny Siansa sy ny Baiboly? 1/4
‘Nampahazava’ Kokoa ny Baiboly ny Tranomboky Tranainy any Rosia, 15/7
“Pima” Manaporofo fa Marina ny Baiboly, 15/3
Ranomasin’i Galilia (sambo tranainy), 15/8
“Vita Hatreo Ilay Izy” (Ny Soratra Grika Kristianina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao, teny lingala), 1/7
FANONTANIAN’NY MPAMAKY
“Angamba” (Zef 2:3), 1/8
“Anjelin’i Petera” (As 12:15), 1/6
Asa mitaky fampiasana fitaovam-piadiana, 1/11
Hatsangana amin’ny maty ve i Solomona? 15/7
Hevitra mifanohitra momba ny fihinanana izay maty ho azy (Le 11:40; De 14:21), 1/7
Hoy i Paoly: “Fariseo aho.” (As 23:6), 15/4
I Jesosy ve no lazaina hoe: “Izy irery ihany no tsy mety maty” ary “tsy misy olona mahita azy na mahavita mijery azy”? (1Ti 6:15, 16), 1/9
Lalao video mahery setra, 15/9
Nahoana i Samsona no mbola Nazirita, nefa nikasika faty? 15/1
Nahoana no tsy i Davida sy Batseba no novonoina? 15/5
Nahoana no “voaron’ny fiterahana” ny vehivavy? (1Ti 2:15), 1/5
Nampijaly tamin-kabibiana ireo babony ve i Davida? 15/2
Nihinana ny mofo atolotra i Davida sy ny olony, 15/3
Nivavaka tamin’i Jesosy ve i Stefana? 1/1
Nosamatsamahin’i Samsona “hoatra ny fanasamaka zanak’osy” ny liona iray, 1/15
Ny hevitry ny Sekinà, 15/8
Tokony hanome vola na zavatra ho an’ny mpiasam-panjakana ve? 1/4
FIAINANA SY TOETRA KRISTIANINA
Afaka Miatrika ny Fitsapana Rehetra! 15/6
Ampiasao Tsara ny Andro Tsirairay, 1/5
“Aoka Ianareo ho Tia Mandray Vahiny”, 15/1
Ataovy Andriamanitrao i Jehovah, 1/4
Aza Malaky Kivy Rehefa Manao ny Tsara, 1/6
Fahaiza-misaina, 15/5
Fanao Tsy Mampifaly An’Andriamanitra, 1/1
Feon’ny Fieritreretana Tsara Ofana, 1/10
Fotoana Isakafoanana, 1/1
Fototra Manao Ahoana no Anorenanao? 15/5
Herim-po Niatrehana Fanoherana, 1/5
Izay Heverin’ny Olona Momba Antsika, 15/9
Mamoa ao Amin’ireo Ampianarinao ve ny Fahamarinana? 1/2
Mampitaha Tena Amin’ny Hafa, 15/2
“Manankarena Amin’Andriamanitra”, 1/10
Manosika Anao Hiasa ve ny Finoanao? 15/4
Miaro ny Zanakao ny Fahendrena avy Amin’Andriamanitra, 1/1
Mihaino Sady Maneho Fitiavana, 15/11
Mihavana, 1/3
Miresaka Amin’ny Vady Aman-janakao, 1/6
Mpivady Mifamaly, 1/6
Ny Fahatahorana An’i Jehovah no Fahendrena (Oh 14), 15/9
“Ny Mahira-tsaina Mandinika ny Diany” (Oh 14), 15/7
Ratsy Foana ve ny Tezitra? 1/8
Tohero ny Fiheveran-diso! 15/9
Tsy Mivadika, 1/9
JEHOVAH
Manao ny Rariny Foana, 1/2
Miaro Anao ny ‘Tenin’i Jehovah’, 1/9
Tsy Handao Anao Mihitsy i Jehovah, 15/10
JESOSY KRISTY
Iza moa i Jesosy Kristy? 15/9
Misy Heriny eo Aminao ve ny Fampianarany? 15/3
KALANDRIE
Mahafoy Tena, 15/11
Mampiray ny Fianakaviana, 15/5
Maro Be no Lasa Mpivavaka Amin’i Jehovah, 15/9
Mpitovo Afa-po Manompo An’i Jehovah, 15/7
“Satroboninahitra Tsara Tarehy” ny Fahanterana, 15/1
Tanora Midera An’i Jehovah, 15/3
LAHATSORATRA FIANARANA
Afaka ny ho Sambatra ny Tokantranonao, 1/3
Ampiofanina Hanazava Tsara ny Fahamarinana, 1/1
Aoka Ianao Hirehareha Satria Kristianina! 15/2
Araho Hatrany ny Dian’i Jesosy Kristy, 15/9
Araho ny Modely Nomen’i Jesosy, 1/1
Ataovy Foana Izay Hahafantarana Anao ho Kristianina, 15/2
Avelao Hanazava ny Lalanao ny Tenin’Andriamanitra, 15/4
Fantaro ny Lalan’i Jehovah, 15/5
Fitadiavana Ilay ‘Vatosoa Sarobidy’ Ankehitriny, 1/2
Handeha Amin’ny Anaran’i Jehovah Andriamanitsika Isika, 1/9
Hanome Taratry ny Voninahitr’Andriamanitra ve Ianao? 15/8
Hiara-mandeha Amin’Andriamanitra ve Ianao? 1/11
I Kristy no Anton’ny Faminaniana, 15/1
Iza no Ankatoavinao: Andriamanitra sa Olona? 15/12
Iza no Hatsangana Amin’ny Maty? 1/5
Izao no Fotoana Handraisana Fanapahan-kevitra Hentitra, 15/12
Jehovah no Mpiandry Antsika, 1/11
Lalàn’ny Fitiavana Voasoratra ao Am-po, 15/8
Lova Sarobidy ny Zanatsika, 1/4
Mahaiza ‘Mifehy Tena Rehefa Misy Mahasosotra’, 15/5
Mahaiza Mitady Hevitra sy Mampifanara-javatra Rehefa Mitory, 1/12
Mahakasika Anao ny Fampianarana Momba ny Fitsanganana Amin’ny Maty, 1/5
Mahatoky Amin’ny Zava-drehetra ve Ianao? 15/7
“Mahitsy ny Làlan’i Jehovah”, 15/11
Manampy Antsika Hiara-mandeha Amin’Andriamanitra ny Faminanian’i Hosea, 15/11
Manao ny Rariny Foana i Jehovah, 1/2
Mandehana Amin’ny Finoana, fa Tsy Amin’ny Hitan’ny Maso! 15/9
Mandre ny Vaovao Tsara ny Olona avy Amin’ny “Fiteny Rehetra”, 1/12
Manome Taratry ny Voninahitr’i Jehovah ny Kristianina, 15/8
Matokia ny Tenin’i Jehovah, 15/4
“Miambena Hatrany” fa Tonga ny Ora Fitsarana! 1/10
Miaraha Mandeha Amin’Andriamanitra, dia Hijinja Zava-tsoa, 15/11
Miaraha Mandeha Amin’Andriamanitra na dia Misafotofoto aza ny Fiainana, 1/9
Miaro An’ireo Miandry Azy i Jehovah, 1/6
Miezaha Hanana ny Tena Fanetren-tena, 15/10
Misy Vokany eo Aminao ve ny Fanantenana Fitsanganana Amin’ny Maty? 1/5
“Mitondra Teny Soa Mahafaly”, 1/7
“Mpamaly Soa An’izay Mitady Azy Fatratra” i Jehovah, 1/8
“Nahita Vatosoa Iray Sarobidy”, 1/2
Ry Ray Aman-dreny, Arovy ny Lovanareo, 1/4
Ry Ray Aman-dreny, Hoavy Manao Ahoana no Irinareo ho An’ny Zanakareo? 1/10
Ry Ray Aman-dreny, Omeo Izay Ilainy ny Fianakavianareo, 15/6
Ry Tanora, Miderà An’i Jehovah! 15/6
Tandremo sao Miavonavona ny Fonao, 15/10
Tanteraka ny Fahitana Momba ny Fanjakan’Andriamanitra, 15/1
Tari-dalana Feno Fahendrena ho An’ny Mpivady, 1/3
Tsy Velona ho An’ny Tenantsika Intsony Isika, 15/3
Vaovao Tsara ho An’ny Firenena Rehetra, 1/7
Voaisan’i Jehovah “ny Volon-dohanareo”, 1/8
“Voavidy Ianareo”, 15/3
Voavonjy Noho ny Hatsaram-panahy Tsy Manam-paharoa, fa Tsy Noho ny Asa Ihany, 1/6
“Zahao Toetra Foana ny Tenanareo”, 15/7
LAHATSORATRA SAMIHAFA
Afaka Mifidy ny Hoavinao ve Ianao? 15/1
Fahafatesana, 15/8
Fahagagana, 15/2
Fahantrana, 15/5
Famantarana ny Fanatrehan’i Jesosy? 1/10
Fampianarana Marina, 15/7
Fampianarana Tsara Indrindra, 15/10
Fetin’ny Faran’ny Taona, 15/12
Firaisan-tsaina Eran-tany, 1/6
Fitadiavana Fiadanan-tsaina, 1/7
Fitsanganana Amin’ny Maty, 1/5
Hara-magedona, 1/12
Ireo ‘Midina An-tsambo any An-dranomasina’, 15/10
Krismasy, 15/12
Mahafinaritra sa Mahasorena ny Miasa? 15/6
Mampiray ny Olona ve ny Fivavahana? 1/1
Manandratra An’i Jehovah Ireo Zavaboary Mahatalanjona, 15/11
Manasongadina ny Fahamarinan’Andriamanitra ny Vidim-panavotana, 1/11
Mandraisa Fahalalana Dieny Izao sy Mandrakizay, 15/4
Mari—Ilay Tanàna Lehibe Fahiny, 15/5
Misy Afaka Manova An’ity Tontolo ity Ve? 1/11
Nahare ny Vaovao Tsara ny Jiosy Tamin’ny Taonjato Voalohany, 15/10
Nandresy i Samsona, 15/3
Notoherina i Saoly Satria Nitory, 15/1
“Ny Sabatr’i Jehovah sy Gideona!” 15/7
Philon avy any Aleksandria, 15/6
Pontio Pilato, 15/9
‘Raha Teren’ny Manam-pahefana’ Hanao Zavatra (Mt 5:41), 15/2
Sarobidy ve ny Ainao? 1/2
‘Tahaka ny Vatosoa Mena’ (Ap 4:3), 15/3
Tena Misy ve ny Devoly? 15/11
TANTARAM-PIAINANA
Ankafiziko Tsara ny “Fiainana Ankehitriny”! (T. Buckingham), 1/6
Faly Nandray Anjara Tamin’ilay Asa Fampianarana Maneran-tany (A. Matheakis), 1/7
Fandresena Niavaka (E. Ludolph), 1/5
Mahery Aho na dia Malemy Aza (L. Engleitner), 1/5
Miaramilan’i Kristy Aho ka Vonona Hiaritra (Y. Kaptola), 1/9
Nahazo ‘Izay Nirin’ny Foko’ Aho (D. Morgou), 1/11
Nahazo Ray Be Fitiavana ny Kamboty Nafoy (D. Sidiropoulos), 1/4
Nampahery Ahy ny Ohatr’ireo Ray Aman-dreniko (J. Rekelj), 1/10
Nanararaotra Nitory Hatraiza Hatraiza (R. Malicsi), 1/3
Nianatra Nitoky Tanteraka Tamin’i Jehovah (N. Holtorf), 1/1
Omen’i Jehovah Valisoa Tondraka (R. Stawski), 1/8
Tapa-kevitra Hanompo Foana (C. Benanti), 1/12
VAVOLOMBELON’I JEHOVAH
Any Afovoan’i Aostralia, 1/4
Any Amin’ny Firenena efa Nielezan’ny Kristianisma (Italia), 15/6
‘Azo Nafahana’, 15/8
Fanomezana, 1/11
Fivoriambe “Mankatoava An’Andriamanitra, 1/3
Fivoriambe tao Amin’ny Tobin’ny Mpitsoa-ponenana (Kenya), 15/4
Fizarana Diplaoman’i Gileada, 1/7
Macédoine, 15/4
Mahery ny Tenin’Andriamanitra, 15/2
Midera An’i Jehovah any Am-pianarana, 15/6
‘Mihalehibe ny Fitiavanareo Rehetra’ (Japon), 15/11
Milaza Vaovao Tsara Amin’ny Marenina (Espaina), 1/11
Misy Manampy ny Sinoa any Meksika, 15/12
Mitady ny Fahamarinana ny Menonita (Bolivia), 1/9
Mitondra Soa ny Toetra Tsara (Japon), 1/11
‘Mitoria Fanafahana Amin’ny Babo’ (fitoriana any am-ponja), 15/12
“Nampijalina Noho ny Finoany” (N. Riet), 15/6
Olona Manao ny Marina, 1/6
Porofon’ny Fitiavana sy Finoana ary Fankatoavana (Fanontam-pirinty any amin’ny Toeram-pambolena sy Fiompian’ny Vavolombelon’i Jehovah), 1/12
Saba, 15/2
“Tanin’ny Voromahery” (Albania), 15/10
“Tena Nahafinaritra Ahy iny Andro Iny” (Aostralia), 1/11
“Tsy Nanaiky Lembenana”, 15/7
“Tsy Nivadika tao Anatin’ny Fitsapana” (video), 1/3
“Vaovao Tsara ho An’ny Firenena Rehetra” (bokikely), 1/12