Fanondroana ny Foto-kevitra Tamin’ny Tilikambo Fiambenana 2006
Fanondroana ny Foto-kevitra Tamin’ny Tilikambo Fiambenana 2006
Manondro ny daty nivoahan’ny nomerao misy ilay lahatsoratra
BAIBOLY
“Andao Ampitahaina Ireo Andininy”, 15/8
“Andinin-teny Tranainy Indrindra Fantatra”, 15/1
Christophe Plantin—Fanaovana Pirinty, 15/11
“Endrey ny Fitiavako ny Lalànao!” 15/9
Hentitra Loatra Ve? 1/10
Hevitra Misongadina: Ezra, 15/1
Hevitra Misongadina: Nehemia, 1/2
Hevitra Misongadina: Estera, 1/3
Hevitra Misongadina: Joba, 15/3
Hevitra Misongadina: Salamo, Fizarana I, 15/5
Hevitra Misongadina: Salamo, Fizarana II, 1/6
Hevitra Misongadina: Salamo, Fizarana 3 sy 4, 15/7
Hevitra Misongadina: Salamo, Fizarana 5, 1/9
Hevitra Misongadina: Ohabolana, 15/9
Hevitra Misongadina: Mpitoriteny, 1/11
Hevitra Misongadina: Tononkiran’i Solomona, 15/11
Hevitra Misongadina: Isaia, Fizarana I, 1/12
Lisitra na Kanôna (Sombin-taratasin’i Muratori), 15/2
Mahazo Izay Raketiny, 1/4
Niezaka Mafy Nampiely (Seraphim), 15/5
FANONTANIAN’NY MPAMAKY
Afaka amin’ny fampijalian’ny demonia, 15/4
“Aza mahandro zanak’osy amin’ny rononon-dreniny” (Ek 23:19), 1/4
Fahalotoana teo ambany Lalàna? 1/6
Fakan-tahaka ve ny Kristianina mamarana ny fifamofoany? 1/3
“Hangina” ny vehivavy eo amin’ny fiangonana? (1Ko 14:34), 1/3
Hisy hanota sy ho faty ve aorian’ny fitsapana farany? 15/8
Ho potika ve ny tany? (Sl 102:26), 1/1
Jesosy talohan’ny naha olombelona azy ve ny “Fahendrena”? (Oh 8), 1/8
Lozam-pifamoivoizana nahafaty olona, 15/9
Mahavoaroaka ve ny fahalotoana? 15/7
Namantatra fambara ve i Josefa? (Ge 44:5), 1/2
Olona “irin’ny” firenena? (Hg 2:7), 15/5
Tao amin’ny vata misy ny fifanekena, 15/1
“Tsy mahazo miditra sy mivoaka intsony” ve i Mosesy? (De 31:2), 1/10
Tsy nanaja ny reniny ve i Jesosy? (Jn 2:4), 1/12
“Tsy nisy niakatra tany an-danitra afa-tsy ilay nidina” (Jn 3:13), 15/6
Zavatra telo mety hampidi-doza? (Mt 5:22), 15/2
FIAINANA SY TOETRA KRISTIANINA
Adihevitra Mahakasika Anao, 15/11
Afa-po Raha Mampihatra ny Toro Lalan’ny Baiboly, 1/6
Ampiasao Tsara ny Fotoana, 1/8
Ampio ny Mahantra, 1/5
Aza Matahotra, 1/5
Fahafinaretana ny Misaintsaina, 1/1
Fampaherezana ho An’ny Zokiolona, 1/6
Fampakaram-bady, 15/10
“Fananarana” ny Fahatahorana An’Andriamanitra (Oh 15), 1/8
Fanapahan-kevitra Mampifaly An’Andriamanitra, 15/4
Fiainana Tena Hahafa-po, 1/2
Fiheveran-tena ho Ambony sy Fanetren-tena, 15/6
Fitaizan-janaka, 1/11
‘Izay Mitandrina ny Fananarana no Hendry’ (Oh 15), 1/7
Mahasoa ny Manao ny Marina, 1/12
Miaraka Amin’ny Fiangonana Miteny Vahiny, 15/3
Mifampiresaka Tsara Amin’ny Vady, 15/4
Modely ho An’ny Zanakao ve Ianao? 1/4
Nahoana no Tokony Hanao ny Tsara? 15/11
Nanohina ny Fon’ny Ankizy, 1/5
Sahy Miteny, 15/5
Sarobidy “ny Fanaka Malemy Kokoa”, 15/5
Tahafo i Kristy Rehefa Mampihatra Fahefana, 1/4
Teny Amin’izay Andro Mahamety Azy, 1/1
Tsy Manompo An’i Jehovah Intsony ve ny Havanao? 1/9
JEHOVAH
Afaka Hahalala Azy Ve? 15/10
Fikasany Momba ny Tany, 15/5
Zo Hanana Anarana, 15/4
JESOSY KRISTY
Iza no Manaraka ny Fampianarany? 1/3
Mpisoronabe Nanameloka Azy, 15/1
Tonga ny Mesia, 15/2
KALANDRIE
“An’i Jehovah ny Ady”, 15/5
‘Jehovah no Famonjena Ahy’, 15/1
‘Mahavonjy Anay ny Andriamanitray’ (Hebreo telo lahy), 15/7
Nafahana Tamin’ny “Ra Sarobidy”, 15/3
Nanazava Tsara ny Fahamarinana Tamin-kerim-po, 15/11
‘Tsy Azonay Atao ny Tsy Hiteny Intsony’, 15/9
LAHATSORATRA FIANARANA
“Ampahafantaro An’Andriamanitra ny Fangatahanareo”, 1/9
Aoka Hatanjaka ny Tananareo, 15/4
“Aoka ho Mailo Tsara Foana Ianareo”, 1/3
Aoka Ianao Hanantena An’i Jehovah ka ho Be Herim-po, 1/10
Aoka Isika Hanaja Ireo Fivoriana Masina, 1/11
Asehoy Amin’ny Fomba Fiainanao ny Finoanao, 15/10
Aza Omena Toerana ny Devoly, 15/1
Be Herim-po Noho ny Finoana sy ny Tahotra An’Andriamanitra, 1/10
“Efa Antomotra ny Andro Lehiben’i Jehovah”, 15/12
Efa Niomana ve Ianao mba ho Voavonjy? 15/5
“Efa Renareo ny Niaretan’i Joba”, 15/8
Ekeo Foana ny Fananaran’i Jehovah, 15/11
“Endrey ny Fitiavako ny Lalànao!” 15/6
Fampakaram-bady Mendri-kaja eo Imason’Andriamanitra sy ny Olona, 15/10
Fanangonana ny Zavatra any An-danitra sy eto An-tany, 15/2
Fepetra Takina Amin’ireo Hatao Batisa Kristianina, 1/4
Fialam-boly Mahasoa sy Mamelombelona, 1/3
Fitantanan-draharaha mba Hanatanterahana ny Fikasan’Andriamanitra, 15/2
Fitoriana “ho Vavolombelona Amin’ny Firenena Rehetra”, 1/2
Fomba Hanatonana Ilay “Mpihaino Vavaka”, 1/9
‘Hanao Izay Hampiharana ny Rariny’ i Jehovah, 15/12
Hendre ka Matahora An’Andriamanitra! 1/8
Heverinao ho Masina ve Izay Heverin’i Jehovah ho Masina? 1/11
Inona no Atao hoe Fitiava-namana? 1/12
“Izaho no Momba Anareo”, 15/4
Katsaho ny Fahamarinana dia ho Voaro Ianao, 1/1
Mafy Orina ve ny Fatokisanao An’Andriamanitra? 1/1
Mahita Fifaliana ny Olona Tsy Mivadika, 15/5
Mampiofana ny Mpiandry Ondriny i Jehovah, 1/5
Mampitombo Herim-po ny Fitiavana, 1/10
Manafaka ny Ory i Jehovah, 15/7
Manambara “ny Farany Hatramin’ny Voalohany” i Jehovah, 1/6
Manàna Faharetana toa An’i Jehovah, 1/2
Mandehana Amin’ilay Lalana Mihamazava Hatrany, 15/2
‘Mandehana Ataovy Mpianatra ny Olona, ka Ataovy Batisa’, 1/4
Manehoa Fitiavana sy Fanajana ka Fehezo ny Lelanao, 15/9
Manome ny “Fanahy Masina An’izay Mangataka Aminy” i Jehovah, 15/12
Manompoa An’i Kristy Mpanjaka ary aza Mivadika Aminy, 1/5
Matahora An’i Jehovah dia ho Sambatra Ianao! 1/8
Mialà Amin’ny Fivavahan-diso! 15/3
“Mifalia Amin’ny Vadin’ny Fahatanoranao”, 15/9
Mifantoha Amin’ny Hatsaran’ny Fandaminan’i Jehovah, 15/7
“Mifidiana ny Fiainana, mba ho Velona”, 1/6
Mitandrema mba Tsy Himonomonona, 15/7
Mitoera ao Amin’ny Fitiavan’Andriamanitra, 15/11
Mpiandry “Modely ho An’ny Andian’ondry”, 1/5
Niaritra i Joba Sady Tsy Nivadika, 15/8
‘Ny Fampahatsiahivanao no Tian’ny Foko’, 15/6
Ry Tanora, Aoka Ianareo Hifidy ny Hanompo An’i Jehovah, 1/7
‘Samy Hitondra ny Entany avy ny Tsirairay’, 15/3
Teraka teo Anivon’ny Firenena Voafidin’Andriamanitra, 1/7
Tiavo Ilay Andriamanitra Tia Anao, 1/12
Tohero i Satana, dia Handositra Izy! 15/1
LAHATSORATRA SAMIHAFA
Akanjo Volom-biby, 1/8
“Andro Farany”? 15/9
Anjely, 15/1
Antikristy, 1/12
Baroka, Sekreteran’i Jeremia, 15/8
Ebla, Hita Indray, 15/12
Fahantrana, 1/5
Fandroana Fanaon’ny Jiosy, 15/10
Fanjakan’Andriamanitra, 15/7
Fitomboka ‘An’i Jokala’, 15/9
Fitsarana Avo, 15/9
Fivavahana Mitondra Soa, 1/9
Fomba Namakivakiana Ranomasimbe, 1/10
Handresy ny Ratsy ve ny Tsara? 1/1
Harena sy Fitondran-tena Tsara, 1/2
Hazo Lagani Auna, 1/2
Hiaina Mandrakizay, 1/10
Hohajaina, 1/8
Ho Resy ny Fahafatesana, 15/3
“Ilay Ravak’i Galilia” (Sepphoris), 1/6
“Inona no Antony Iainantsika?” 15/10
Inona no Soa Entin’ny Fivavahana? 1/9
Iza no Handova ny Tany? 15/8
Karakarao ity Voaloboka Ity! 15/6
Krismasy, 15/12
Lalana Romanina, 15/10
Lao Foana ve ny Tanin’i Joda? 15/11
Marina, 1/7
Méliton avy any Sardisy, 15/4
Midera An’i Jehovah ny Biby, 15/1
Mpitaiza Zaza ve ny Televiziona? 15/6
Sambatra, 15/6
“Sary An’ohatra”, 15/3
Tena Hisy Fiadanana ve eto An-tany? 15/12
Tianao ve ny Hanana Tena Namana? 1/3
Tsangambato Momba ny Israely, 15/7
TANTARAM-PIAINANA
Ady Atao mba Hananana Finoana Matanjaka Foana (R. Brüggemeier), 1/12
Fantatro ny Antony Amelan’Andriamanitra ny Fijaliana Hisy (H. Peloyan), 1/5
Mahafantatra Izay Tokony Hatao ary Manao Izany (H. Sanderson), 1/3
Manompo Amim-pifaliana na dia Marary Aza (V. Spetsiotis), 1/6
Mitondra Fifaliana ny Fikirizana (M. Rocha de Souza), 1/7
Nahasoa Ahy ny Tsy Fivadihan’ny Havako (K. Cooke), 1/9
Nanampy Hiatrika Zava-tsarotra i Jehovah (D. Irwin), 1/10
Nankasitraka ny Lalàn’i Jehovah (A. Schroeder), 15/9
Nataon’i Jehovah Izay Hahitako Azy (F. Clark), 1/2
Nitaiza Zaza Valo (J. Valentine), 1/1
Notanterahin’i Jehovah ny Faniriako ho Misionera! (S. Winfield da Conceição), 1/11
Tafaray Ihany Izahay Mianakavy! (S. Hirano), 1/8
Tapa-kevitra Hanompo An’i Jehovah (R. Kuokkanen), 1/4
VAVOLOMBELON’I JEHOVAH
Ampianaro ny Zanakao Hanome Valin-teny, 15/11
Be Taona fa Tsy Nanirery (F. Rivarol), 15/8
Fiaraha-miasa, 1/11
Fitomboana Mahafinaritra (Taïwan), 15/8
Fitsidihana Nampiova Hevitra, 1/7
Fivoriamben’ny Vondrom-paritra “Akaiky ny Fanafahana!” 1/3
Fizarana Diplaoman’i Gileada, 1/1, 1/7
Guinée, 15/10
Haiti, 15/12
Mampahery ny Finoany (Nosy Canaries), 1/7
“Manomboka Androany Aho dia Mino fa Misy Andriamanitra” (Repoblika Tseky), 15/7
Mpitsara Hino Anatra? 1/12
Nampiasa Karatry ny Fivoriambe i Daniel, 1/11
Nankahalaina Nefa Notiavina avy Eo (Peroa), 1/1
‘Noho ny Zaza Iray Sivy Taona’, 1/9
Ouganda, 15/6
Panama, 15/4
Rahalahy Vaovao ao Amin’ny Filan-kevi-pitantanana, 15/3
Sekoly Fampiofanana ho Amin’ny Fanompoana, 15/11
Tanàna Mitokana any Bolivia, 15/2
Telozoro Volomparasy, 15/2
“Tohizo Ihany Aloha E!” (mpianatra any Rosia), 1/3
‘Zavatra Tsara Indrindra Namarana ny Fianarako’ (Espaina), 1/7