Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Loha Hevitra ato Anatiny

Loha Hevitra ato Anatiny

Loha Hevitra ato Anatiny

15 Aprily 2008

Gazety Fianarana

LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:

26 Mey 2008–1 Jona 2008

Aza Manaraka “Zava-poana”

PEJY 3

HIRA: 48, 20

2-8 Jona 2008

Tadiavo Foana ny Tari-dalan’Andriamanitra

PEJY 7

HIRA: 131, 225

9-15 Jona 2008

Ry Tanora, Tsarovy ny Mpamorona Dieny Izao

PEJY 12

HIRA: 157, 183

16-22 Jona 2008

Fanambadiana sy Fitaizan-janaka Amin’izao Andro Farany Izao

PEJY 16

HIRA: 24, 164

23-29 Jona 2008

Ahoana no Hampisy Dikany ny Fiainantsika?

PEJY 21

HIRA: 214, 67

Zava-kendren’ny Lahatsoratra Fianarana

Lahatsoratra Fianarana 1, 2 PEJY 3-11

Hanampy antsika hamantatra ireo “zava-poana”, na ireo zavatra manelingelina ny fanompoantsika an’i Jehovah, ireo lahatsoratra roa ireo. Manasongadina ireo fandrika mety hahavoa antsika izy ireo, sady milaza ny antony tokony hitadiavantsika foana ny tari-dalan’i Jehovah.

Lahatsoratra Fianarana 3, 4 PEJY 12-20

Hazavaina ao amin’ilay voalohany, fa afaka manampy ny tanora handray fanapahan-kevitra lehibe ny Baiboly. Ilay faharoa kosa miresaka ny toro lalana ao amin’ny Soratra Masina sy ny zavatra tokony hosaintsainina, rehefa mieritreritra ny hanambady na hanan-janaka.

Lahatsoratra Fianarana 5 PEJY 21-25

Mampisaintsaina ny famakafakana ny bokin’ny Mpitoriteny ao amin’io lahatsoratra io. Asongadiny ao ireo zavatra mitondra soa maharitra, izay mifanohitra be amin’ny zavatra imatimatesan’ny olona eto amin’ity tontolo ity.

HO HITANAO ATO KOA:

Tafasaraka Amin’ny Mpianakavy Nefa Tsy Hadino

PEJY 25

Tadidinao Ve?

PEJY 29

Velona ny Tenin’i Jehovah—Hevitra Misongadina ao Amin’ny Bokin’i Jaona

PEJY 30