Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Loha Hevitra ato Anatiny

Loha Hevitra ato Anatiny

Loha Hevitra ato Anatiny

15 Aogositra 2008

Gazety Fianarana

LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:

29 Septambra 2008–5 Oktobra 2008

Tsy Hahafoy An’izay Tsy Mivadika Aminy i Jehovah

PEJY 3

HIRA: 114, 223

6-12 Oktobra 2008

Aza Mivadika fa Manompoa Amin’ny Fo Manontolo

PEJY 7

HIRA: 38, 8

13-19 Oktobra 2008

Aoka Ianao ho Mendrika mba ho Fanajana An’i Jehovah

PEJY 12

HIRA: 48, 136

20-26 Oktobra 2008

Tia sy Miahy ny Zokiolona Manompo Azy i Jehovah

PEJY 17

HIRA: 58, 216

27 Oktobra 2008–2 Novambra 2008

Hainao Tsara ve ny Miteny ny “Fiteny Madio”?

PEJY 21

HIRA: 78, 169

Zava-kendren’ny Lahatsoratra Fianarana

Lahatsoratra Fianarana 1, 2 PEJY 3-11

Aseho ao fa tsy nahafoy an’ireo tsy nivadika taminy i Jehovah rehefa nizara ho fanjakana roa ny foko roa ambin’ny folon’ny Israely. Antitranterina ao fa tokony hiezaka ny tsy hivadika isika dieny izao, mba hahatohitra ny fitiavan-karena sy ny fanambonian-tena.

Lahatsoratra Fianarana 3 PEJY 12-16

Aseho ao ny tokony ho vokatry ny fahalalantsika ny fahamendrehan’Andriamanitra, eo amintsika. Hianatra ny atao hoe fahamendrehana koa isika, avy amin’ny fomba nifandraisan’i Jesosy tamin’ny hafa, ary ny hoe ahoana no ampisehoantsika fa mendrika isika.

Lahatsoratra Fianarana 4 PEJY 17-21

Diniho ny fiheveran’i Jehovah ny Kristianina zokiolona ary tahafo izany. Mariho ny fampirisihan’ny Baiboly antsika hihevitra ho sarobidy ny fahalalana sy ny zavatra niainan’izy ireny, hiahy ny fihetseham-pony, ary hanampy azy hanompo foana.

Lahatsoratra Fianarana 5 PEJY 21-25

Hoy i Jehovah tamin’ny alalan’i Zefania mpaminany: “Hovako ho madio ny molotry ny firenena.” (Zef. 3:9) Hianarantsika ao ny atao hoe fiteny madio, sy ny dingana ilaina hatao mba hahaizana azy io. Ho hita ao koa ny fomba azonao iderana an’i Jehovah amin’ny alalan’io fiteny io.

HO HITANAO ATO KOA:

Velona ny Tenin’i Jehovah—Hevitra Misongadina ao Amin’ny Taratasy ho An’ny Galatianina, Efesianina, Filipianina ary Kolosianina

PEJY 26

Tadidinao Ve?

PEJY 29

Oharina Amin’ny Valala Ireo Misionera

PEJY 30