Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Loha Hevitra ato Anatiny

Loha Hevitra ato Anatiny

Loha Hevitra ato Anatiny

15 Septambra 2008

Gazety Fianarana

LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:

3-9 Novambra 2008

ehovah, Ilay “Mpanafaka” Tamin’ny Andro Fahiny

PEJY 3

HIRA: 74, 44

10-16 Novambra 2008

Jehovah no “Mpanafaka” Antsika

PEJY 7

HIRA: 153, 3

17-23 Novambra 2008

Ataovy toy “ny Tady Randran-telo” Foana ny Fanambadianao

PEJY 16

HIRA: 117, 173

24-30 Novambra 2008

Tohero “ny Fanahin’izao Tontolo Izao”

PEJY 20

HIRA: 10, 191

Zava-kendren’ny Lahatsoratra Fianarana

Lahatsoratra Fianarana 1, 2 PEJY 3-11

Hazavaina ao ny Salamo faha-70, izay milaza fa “Mpanafaka” i Jehovah. Resahin’ireo lahatsoratra ireo hoe ahoana no nanafahany ny mpanompony fahiny sy anafahany antsika ankehitriny.

Lahatsoratra Fianarana 3 PEJY 16-20

Mety ho sarotra amin’ny mpivady ny mifanara-tsaina, na dia samy mpanompon’i Jehovah aza izy ireo. Hita ao amin’io lahatsoratra io ny torohevitra mahasoa, hanampy ny Kristianina hanome toerana an’i Jehovah ao amin’ny fanambadiany. Hita ao koa izay azo atao rehefa misy olana.

Lahatsoratra Fianarana 4 PEJY 20-24

Hanao izay hahazoana ny fanahin’Andriamanitra ve isika ary hamela azy io hitarika antsika, sa hanaiky hotarihin’ny fanahin’izao tontolo izao? Hodinihina ao amin’io lahatsoratra io ny fomba ahazoana ny fanahy masina sy anoherana ny “fanahin’izao tontolo izao.” Hanampy antsika hanao safidy tsara izany.

HO HITANAO ATO KOA:

‘Mazotoa’ Mampitombo ny Fahalalanao Marina Tsara

PEJY 12

Fitoriana eny An-tsena

PEJY 25

Tahafo i Jesosy—Manompoa An’Andriamanitra Amin’ny Fomba Ankasitrahany

PEJY 26

Velona ny Tenin’i Jehovah—Hevitra Misongadina ao Amin’ny Taratasy ho An’ny Tesalonianina sy ho An’i Timoty

PEJY 29

Fanontanian’ny Mpamaky

PEJY 32