Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Loha Hevitra ato Anatiny

Loha Hevitra ato Anatiny

Loha Hevitra ato Anatiny

15 Martsa 2009

Gazety Fianarana

LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:

4-10 Mey 2009

Banjino Foana Ilay Loka!

PEJY 11

HIRA: 222, 15

11-17 Mey 2009

‘Aoka Ianareo ho Mailo’

PEJY 15

HIRA: 199, 129

18-24 Mey 2009

Mendrika Hoderaina i Jehovah

PEJY 20

HIRA: 136, 169

25-31 Mey 2009

Hidera An’Andriamanitra Mandrakizay ny Olo-marina

PEJY 24

HIRA: 48, 165

Zava-kendren’ny Lahatsoratra Fianarana

Lahatsoratra Fianarana 1, 2 PEJY 11-19

Mampahatsiahy antsika ireo lahatsoratra ireo hoe nahoana no zava-dehibe ny mibanjina foana an’ilay loka na valisoa omanin’Andriamanitra ho antsika. Hisy zavatra miavaka hitranga amin’ny hoavy, ka handrisika antsika hiambina hatrany ny fandinihana izany.

Lahatsoratra Fianarana 3, 4 PEJY 20-28

Mamakafaka ny Salamo 111 sy 112 ireo lahatsoratra ireo, ary mifampitohy. Mariho ny fomba ideran’ny Salamo 111 an’i Jehovah, noho ny toetrany kanto sy ny asany mahatalanjona. Asehon’ny Salamo 112 kosa hoe nahoana ny asa lehibe nataon’i Jehovah no tokony hahatonga antsika hatahotra ny tsy hahazo sitraka aminy ary hanahaka ny toetrany.

HO HITANAO ATO KOA:

Mitoby Manodidina An’izay Matahotra An’i Jehovah ny Anjely’

PEJY 3

Aza Manadino An’i Jehovah

PEJY 6

Inona no Hanampy Anao Hiaritra eo Amin’ny Fanompoana?

PEJY 29

Fanontanian’ny Mpamaky

PEJY 32