Loha Hevitra ato Anatiny
Loha Hevitra ato Anatiny
15 Novambra 2009
Gazety Fianarana
LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:
28 Desambra 2009–3 Janoary 2010
Inona no Hita avy Amin’ny Vavaka Ataonao?
PEJY 3
4-10 Janoary 2010
Mianara Bebe Kokoa mba Hanatsarana ny Vavaka Ataonao
PEJY 7
11-17 Janoary 2010
Tena Ilaina eo Anivon’ny Fiangonana Ianao
PEJY 13
18-24 Janoary 2010
Tiavo Bebe Kokoa Ireo Rahalahy sy Anabavy
PEJY 20
25-31 Janoary 2010
Mahalala Fomba ny Mpanompon’Andriamanitra
PEJY 24
Zava-kendren’ny Lahatsoratra Fianarana
Lahatsoratra Fianarana 1, 2 PEJY 3-11
Hanampy anao handinika ny vavaka ataonao ilay lahatsoratra voalohany. Hanampy anao hanatsara ny vavaka fanaonao kosa ilay faharoa, satria hampirisika anao handinika tsara an’ireo vavaka fitalahoana sy fiderana ary fisaorana voarakitra ao amin’ny Baiboly.
Lahatsoratra Fianarana 3 PEJY 13-17
Kristianina isika ka anisan’ny fiangonan’i Jehovah daholo. Resahin’io lahatsoratra io ny fomba samihafa azontsika ampisehoana fa sarobidy amintsika ny hoe anisan’ny fiangonana kristianina.
Lahatsoratra Fianarana 4, 5 PEJY 20-29
Tena ilaina ny fitiavana mba hampiray saina ny fiangonana. Manampy antsika hahita vokatra eny amin’ny fanompoana koa ny fahalalam-pomba. Asehon’ireo lahatsoratra ireo ny fomba azontsika anehoana bebe kokoa an’ireo toetra roa ireo.
HO HITANAO ATO KOA:
PEJY 12
Manome Amim-pifaliana sy avy Amin’ny Fo
PEJY 18
PEJY 29
Asehoy fa Tianao Ireo Rahalahy sy Anabavy Marenina!
PEJY 30