Fanondroana ny Foto-kevitra Tamin’ny Tilikambo Fiambenana 2010
Fanondroana ny Foto-kevitra Tamin’ny Tilikambo Fiambenana 2010
Manondro ny gazety misy ny lahatsoratra
BAIBOLY
Fomba Fito Hanatsarana ny Famakiana, 1/7
Manova Olona, 1/2, 1/5, 1/8, 1/11
Marina ny Filazantsara, 1/3
Mifanohitra ve ny Ezekiela 18:20 sy Eksodosy 20:5? 15/3
Mitantara ny Zava-drehetra Momba An’i Jesosy Ve? 1/4
Mpanao Pirinty, 1/7
Nahoana no Nolazain’i Matio fa Tenin’i Jeremia ny ao Amin’ny Zakaria? 1/12
Naminany Momba ny Israely Ankehitriny Ve? 1/11
Tenin’Andriamanitra Ve? 1/3
FIAINANA SY TOETRA KRISTIANINA
Afa-po Amin’ny Fiainana, 1/11
Ampaherezo Ireo Nidonam-pahoriana, 1/11
Ampianaro ho Tia Mamaky Teny ny Zanakao, 15/7
Ampio Hiatrika Olana ny Zanakao, 15/1
Ampio ny Zanakao Hahalala ny Fandaminana, 15/10
Atao Batisa Indray, 15/2
Aza Manaraka ny Hevitry ny Besinimaro, 15/8
“Aza Matahotra fa Hanampy Anao Aho”, 15/7
Fanampiana Namana Marary, 1/7
Fialan-tsiny, 15/10
Hitandrina ny Sabata Ve? 1/2
Inona no Holazain’ny Zanakao? 15/12
“Lamban’akoho ka Faty no Hisarahana”, 1/3
Lanjalanjao ny Fihetseham-ponao, 1/10
‘Lavorary Tahaka ny Rainareo’, 15/11
“Madio Am-po”, 15/3
Mahazo Sitraka na Miova aza ny Fiainana, 15/3
Mamindra Fo Andriamanitra (Jona), 1/3
Manaja Fotoana, 15/8
Manaja Zokiolona, 15/5
Manao ny Marina Foana, 1/3
Manazatra Fahaizana Misaina, 15/5
Maty Vady, 1/5
Miara-mipetraka Amin’olon-kafa, 15/2
Miderà An’Andriamanitra Isan’andro, 15/1
‘Miezaha Amin’ny Fampianarana’, 15/7
,Mijoroa Amin’ny Hevitrao! (Jeremia), 1/5
Mikarakara Havana Marary, 15/5
Miresaka Momba ny Firaisana, 1/11
Namana Tsy mivadika, 1/7
Namitaka Anao ny Vadinao, 15/6
Nampianarin’ny Tompo Hamela Heloka (Petera), 1/4
Nanetry Tena sy Be Herim-po (Jona), 1/1
Rafozana, 1/2
Ray na Reny Tokan-tena, 1/12
Taona Voalohany Amin’ny Fanambadiana, 1/8
Tena Manao ny Marina Ve? 1/6
Tohero ny Fampielezan-kevitr’i Satana, 15/2
Tsy Nivadika na teo aza ny Fitsapana (Petera), 1/1
Vavaka, 1/10
Voaro Amin’ny Loza, 15/4
Zanaka Mahay Mandray Andraikitra, 1/5
“Zon’ny Ankizy Hotezaina Amin’ny Finoana”, 15/2
JEHOVAH
Afaka Mahalala Azy Daholo Ve? 1/8
Anarana tao Amin’ny Tempoly Ejipsianina, 1/5
Avelany Hisafidy Isika, 1/9
Avelao Hanontany Anao, 15/4
“Fo Torotoro sy Kivy”, Mitady Famelan-keloka, 1/5
“Hataony Izay Hahitanao Azy” (1Ta 28:9), 1/11
Mahalala ny Fo, 1/12
Mahalala Tsara An’Andriamanitra ve Ianao? 1/7
Manenina Ve? 1/2
Mihaino ny Fitarainan’ny Torotoro Fo, 15/11
Mihevitra Azy ho toy ny Ray, 15/2
“Mijery ny Fo”, 1/3
Mitady Izay Tsara, 1/7
Mpanatanteraka Fampanantenana, 1/1
“Mpihaino Vavaka”, 1/10
Nahafoy Antsika ve Andriamanitra? 1/5
Nahoana no te Hanome Fiainana Mandrakizay? 1/1
Nanam-piandohana Ve? 1/7
Nandringana ny Kananita, 1/1
“Raiso ny Zanakao” (zazalahy natsangana), 1/8
Tiany ho Voaro Amin’ny Loza Ianao, 15/4
‘Tsy Hihozongozona ny Fanjakanao’ (Davida), 1/4
Tsy Manavakavaka, 1/9
Tsy Mivadika, 1/6
JESOSY KRISTY
Fanarahana ny Diany, 1/5
Marina Momba Azy, 1/4
Magy Nitsidika, 1/12
Mikaela Arkanjely Ve? 1/4
Mpandrafitra, 1/8
Mpifaninona Izy sy Jaona Mpanao Batisa? 1/9
Nahoana no Nantsoina hoe Kristy? 1/4
Nahoana no Nolavina? 1/12
Namela ny Helok’ilay Vehivavy Mpanota, 15/8
Nampianatra Momba An’ireo Anjely, 1/11
Nampianatra Momba ny Fahasambarana, 1/8
Nampianatra Momba ny Fivavahana Marina, 1/2
Nanova An’izao Tontolo Izao, 1/4
Nianatra Nankatò, 1/4
Nisy Havany ve ny Apostoly? 1/9
Olona Nanoratra ny Tantarany, 1/6
Tena Nisy, 1/4
Tsy Nanao Politika, 1/7
Tsy Nandeha avy Hatrany, 1/8
LAHATSORATRA FIANARANA
Ahoana no Ataonao mba Hahatonga ny Fivoriana Hampahery? 15/10
Ampaherezo Hatrany ny Mpiray Finoana Aminao, 15/6
Andiany Iray Sady Iray Ihany ny Mpiandry, 15/3
Aoka Ianao Hazoto Amin’ny Fanompoana, 15/12
Aoka Ianao ho Loha Laharana Amin’ny Fanomezam-boninahitra, 15/10
Aoka Isika Tsy Hivadika! 15/11
Arahabaina Ianao Nifidy ny Fomba Fiaina Tsara Indrindra! 15/2
Araho Foana ny Dian’i Kristy! 15/4
Aza Mampalahelo ny Fanahy Masin’i Jehovah, 15/5
Aza Miala Amin’ny Fiangonana dia ho Voaro Ianao, 15/6
Aza Mijery Zavatra Tsy Misy Ilana Azy! 15/4
Aza Mora Tezitra fa ‘Reseo Foana ny Ratsy’, 15/6
Batisa Amin’ny Anaran’ny Ray, Zanaka, Fanahy Masina, 15/3
Efa Nanokan-tena Ianao ka Mandehana Araka ny Fanahy, 15/3
Fananan’i Jehovah Isika Noho ny Hatsaram-panahiny Tsy Manam-paharoa, 15/1
‘Hamirapiratra Tahaka ny Masoandro ny Olo-marina’, 15/3
Hitondra Fitahiana Ilay Mpanjaka Tarihin’ny Fanahy! 15/12
Inona no Hitranga Amin’ny Andron’i Jehovah? 15/7
“Iray ny Mpitarika Anareo, dia i Kristy”, 15/9
Iza no Afaka Mamonjy An’ireo Miantso Vonjy? 15/8
‘Iza no Nahafantatra ny Sain’i Jehovah?’ 15/10
“Izao Indrindra no Fotoana Fanehoana Fankasitrahana!” 15/12
Jehovah no Tompo Fara Tampony! 15/11
Katsaho Foana Aloha ny “Fahamarinany”, 15/10
Mahaiza Mampiasa “ny Sabatry ny Fanahy”, 15/2
Mamelombelona Antsika ny Fandaharana Ara-panahy, 15/6
Mamonjy Antsika ny Vidim-panavotana, 15/8
Mampiavaka ny Fivavahana Marina ny Firaisan-tsaina, 15/9
Manaova Teny Mahafinaritra Foana, 15/6
Mandraisa Anjara Feno Amin’ilay Asa Fijinjana Lehibe, 15/7
Manehoa “Hatsaram-panahy Feno Fitiavana” Rehefa Miteny, 15/8
Manome Voninahitra An’Andriamanitra ny Firaisan-tsaina Kristianina, 15/9
Miezaha Hitady ny Fitahian’i Jehovah, 15/9
Mihirà ho An’i Jehovah! 15/12
‘Mikaroka ao Anatin’ny Zava-dalin’Andriamanitra ny Fanahy’, 15/7
“Miteny Tsy An-kijanona ny Fanahy sy ny Ampakarina hoe: ‘Avia!’ ”, 15/2
Nahariharin’i Jesosy ny Fahamarinan’Andriamanitra, 15/8
Nahoana Ianao no Mila Manokan-tena ho An’i Jehovah? 15/1
Ny Anjara Asan’ny Fanahy Masina eo Amin’ny Fikasan’i Jehovah, 15/4
Ny Fitondran’i Jehovah no Tsara Indrindra! 15/1
“Olona Tokony Hanao Ahoana moa Ianareo!” 15/7
Porofoy fa Tena Mpanara-dia An’i Kristy Ianao, 15/1
Ry Lehilahy, Ekeo ny Fahefan’i Kristy, 15/5
Ry Rahalahy, Mamafaza ho An’ny Fanahy ka Miezaha Hahazo Andraikitra! 15/5
Ry Tanora, Aza Manaiky Hotaomina Haditra, 15/11
Ry Tanora, Ekeo ny Tari-dalan’ny Tenin’Andriamanitra, 15/11
Ry Tanora, Inona no Hataonao eo Amin’ny Fiainana? 15/11
Ry Tanora, Tiavo Hatrany ny Fanompoana An’i Jehovah, 15/4
Ry Vehivavy, Ekeo ny Fahefan’ny Vadinareo, 15/5
Tena Miasa Ilay Mpitarika Antsika, 15/9
‘Torio Amim-pahasahiana ny Tenin’Andriamanitra’, 15/2
Tsy Hahomby ny Fitondran’i Satana! 15/1
LAHATSORATRA SAMIHAFA
Aiza no Misy ny Paradisa? 1/12
Akaiky ve ny Farany? 1/8
Ampy ve ny Sakafo Vokarin’ny Tany? 1/3
Aza Manaiky ho Voafitaka, 1/9
Balsama any Gileada, 1/6
Boaty Misy Andinin-teny, 1/5
Boka Sitrana (Namàna), 1/11
Dia An-tsambo Fahiny Niala teo Mediterane, 1/3
‘Divay Vaovao, Siny Hoditra Tonta’ (Lk 5:37, 38), 1/3
Ela Velona ve ny Olona Resahin’ny Baiboly? 1/12
Fahotana ve ny Misotro Toaka? 1/1
Fampianaran’i Calvin, 1/9
Fanahy Masina, 1/10
Fanjakana Hanova ny Tany, 1/10
“Filaharan’ny Mpandresy” (2Ko 2:14-16), 1/8
Fitenenana Amin’ny Teny Tsy Fantatra, 1/10
Foibem-barotra Fahiny i Harana, 15/5
Hena Natolotra ho An’ny Sampy, 1/10
‘Ho 120 Taona ny Androny’ (Ge 6:3), 15/12
Hopotehina ve ny Tany? 1/1
Iza Marina no any An-danitra Any? 1/12
Iza no Vadin’i Kaina? 1/9
Karazan-toaka Tamin’ny Andron’ny Baiboly, 1/2
Kintana sy Fanandroana, 1/6
Lahimatoa Fahiny, 1/5
Lalan’i Paoly (Lalana Apianina), 1/1
‘Mahasoa Amin’ny Fanompoana’ i Marka, 15/3
Mankany An-danitra Daholo ve ny Tsara Fanahy? 1/2
‘Marika Manamarina Azy ho Mpanompon’i Jesosy’ (Ga 6:17), 1/11
Miaiky Heloka, 1/9
Mitahy ny Velona ve ny Maty? 1/1
Mpandroso Zava-pisotron’ny Mpanjaka, 1/7
Mpiaro ny Finoana sa Filozofa? 1/6
“Mpitan-tsabatra” (As 21:38), 1/3
Nahoana ny Olona no Manao Ratsy, 1/9
Namboraka ny tao Am-pony (Hana), 1/7
Nampidi-doza ny Sambo Tamin’ny Andron’i Paoly, 1/2
Nankany Amin’ny Faritra Lavitra Indrindra, 1/11
‘Nazoto Nikarakara Tokantrano’ (Tit 2:5), 1/2
“Nihalehibe teo Anatrehan’i Jehovah” (Samoela), 1/10
Nivavaka Tamin’iza ny Romanina? 15/5
Ny Tranon’izy Ireo (Kristianina voalohany), 1/1
Ota, 1/6
Rebeka, 1/2
Synagoga, 1/4
Takela-kazo Fanoratana (Lk 1:63), 1/1
Telo Izay Iray, 1/2
Toeram-piafenan’ny Mpanao Heloka Bevava ve ny Tanàna Fialokalofana? 1/11
“Toerana Avo”, 1/8
Tokony ho Anisan’ny Fivavahana Iray Ve? 1/11
Tsiambaratelo Azo Resahina, 1/12
Tsy Nifankahazo ny Jiosy sy Samaritanina, 1/10
Tsy Voasazy i Arona Nanao Zanak’omby Volamena, 15/5
Vavahadin’ny Tanàna, 1/6
Vitsika Manangona Sakafo, 1/7
Volamena avy any Ofira, 1/6
TANTARAM-PIAINANA
Be Atao eo Anivon’ny Fandaminana (V. Zubko), 15/10
Hitako ny Nandrosoan’ny Asa (H. Harris), 15/9
Mahavita “Zavatra Lehibe” Andriamanitra (M. Raj), 1/12
‘Manaraka Azy ny Zavatra Nataony’, 15/11
Manova Olona ny Fahamarinana (V. Fraese), 15/12
Matokia An’i Jehovah (E. Schmidt), 1/9
Nitoky Tamin’i Jehovah Noho ny Fitsapana (A. Stritto), 15/4
VAVOLOMBELON’I JEHOVAH
Afrika Atsimo, 1/6
Azo Atao Foana ny Manompo (Espaina), 15/12
Boky Manampy ny Tanora (Manontany ny Tanora, Boky Faha-2), 15/2
Boligaria, 15/9
Efitrano Fanjakana, 1/5
Fahatsiarovana, 1/3
Faly Manasa Anao (Betela), 15/8
“Fanatitra ho An’i Jehovah” (fanomezana), 15/11
Fivoriambe “Miezaha ho Akaiky An’i Jehovah Foana”, 1/3
Fivoriana Fanao Isan-taona, 15/6
Fizarana Diplaoman’i Gileada, 1/2, 1/8
Fotoam-pivavahana Iraisam-pinoana, 1/6
Grenady, 1/9
Haïti, 1/12
Manasitrana Ve? 1/10
‘Manohina ny Fo’ (bokikely Firenena), 15/10
Nanararaotra Nitory (Failandy), 15/7
Nosy Farany Lavitra (Aostralia), 1/5
Papouasie-Nouvelle-Guinée, 1/3