Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Loha Hevitra ato Anatiny

Loha Hevitra ato Anatiny

Loha Hevitra ato Anatiny

15 Jona 2011

Gazety Fianarana

LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:

1-7 Aogositra 2011

Misy Vaovao Tsara Ilain’ny Olona Rehetra

PEJY 7

HIRA: 47, 101

8-14 Aogositra 2011

Naneho Fitiavana Tamintsika Andriamanitra

PEJY 11

HIRA: 18, 91

15-21 Aogositra 2011

“Andraso ny Andian’ondrin’Andriamanitra”

PEJY 20

HIRA: 42, 84

22-28 Aogositra 2011

“Asio Fiheverana Ireo Miasa Mafy eo Aminareo”

PEJY 24

HIRA: 123, 53

Zava-kendren’ny Lahatsoratra Fianarana

LAHATSORATRA FIANARANA 1, 2 PEJY 7-15

Niresaka lafiny iray amin’ny “vaovao tsara” ny apostoly Paoly, ao amin’ny Romanina. Mahakasika ny olombelona mpanota izy io. Inona izy io, ary ahoana no andraisanao soa amin’izy io? Hanampy anao hahatakatra sy hankasitraka bebe kokoa ny soron’i Jesosy sy ny fitiavan’Andriamanitra ireo lahatsoratra roa ireo.

LAHATSORATRA FIANARANA 3, 4 PEJY 20-28

Hanampy ny anti-panahy hahatakatra sy hankasitraka bebe kokoa ny asan’ny mpiandry ireo lahatsoratra ireo. Resahina ao koa izay azontsika Kristianina atao, mba hampisehoana fa mankasitraka an’ireo anti-panahy isika.

HO HITANAO ATO KOA

3 Efa Azo Atao Batisa ve ny Zanakao?

16 Tena Nanana Rameva ve i Abrahama?

18 ‘Ento Ireo Horonam-boky’

29 Te Hahomby ve Ianao?