Iza Ireo Mpanjaka Valo?
Iza Ireo Mpanjaka Valo?
Miresaka momba ny mpanjaka valo, izany hoe fanjakana valo, ny bokin’i Daniela sy ny Apokalypsy. Hazavaina ao koa hoe iza no handimby an’iza. Hahazo tsara an’ireo faminaniana ireo isika, raha mahatakatra an’ilay faminaniana voalohany ao amin’ny Baiboly.
Lioka 4:5, 6) Ny sasantsasany amin’ireny fanjakana ireny ihany anefa no nanohitra mivantana ny vahoakan’i Jehovah, izany hoe nanohitra ny firenen’Israely fahiny sy nanohitra an’ireo voahosotr’Andriamanitra. Izany no nahatonga an’i Daniela sy Jaona tsy hiresaka afa-tsy mpanjaka valo, izany hoe fanjakana lehibe valo.
Nozarazarain’i Satana ho fanjakana maro ny taranany, ary nampiasa an’ireo foana izy hatramin’izay. ([Tabilao/Sary, pejy 12, 13]
(Jereo ny gazety)
FAMINANIANA AO FAMINANIANA AO
AMIN’NY DANIELA AMIN’NY APOKALYPSY
1. Ejipta
2. Asyria
3. Babylona
4. Media sy
Persa
5. Gresy
6. Roma
7. Grande-Bretagne
sy Etazonia *
8. Fikambanam-pirenena
sy Firenena Mikambana *
VAHOAKAN’ANDRIAMANITRA
2000 Aorian’i Kristy
Abrahama
1500
Firenen’Israely
1000
Daniela 500
Talohan’i Kristy/
Aorian’i Kristy
Jaona
Israelin’Andriamanitra 500
1000
1500
2000 Talohan’i
Kristy
[Fanamarihana ambany pejy]
[Sary]
Sarivongana ngezabe (Dan. 2:31-45)
Biby efatra avy any an-dranomasina (Dan. 7:3-8, 17, 25)
Ny ondrilahy sy ny osilahy (Dan. toko faha-8)
Bibidia manana loha fito (Apok. 13:1-10, 16-18)
Ampirisihin’ilay bibidia manana tandroka roa ny olona, mba hanao ny sarin’ilay bibidia manana loha fito (Apok. 13:11-15)
[Sary nahazoan-dalana]
Sary nahazoan-dalana: Ejipta sy Roma: Photograph taken by courtesy of the British Museum; Media sy Persa: Musée du Louvre, Paris