NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Septambra 2012

Resahina ato ireo faminanian’ny Baiboly mahakasika antsika ankehitriny, ary koa hoe ahoana no hanahafantsika ny toetran’i Jehovah sy Jesosy.

Ahoana no Fomba Hifaranan’ity Tontolo Ity?

Inona avy ireo zava-dehibe folo hitranga tsy ho ela, resahin’ny Baiboly? Inona no ho vokatr’izany eo aminao?

Hanjaka ny Fiadanana Mandritra ny Arivo Taona sy Aorian’izay!

Ho hitanao ato ireo fitahiana hoentin’ny Fanjakan’i Jesosy ho an’ny olombelona.

Porofon’ny Fitiavan’i Jehovah Ireo Sekoly Ara-baiboly

Inona no tokony hataonao raha te handray soa amin’ny fampianaran’Andriamanitra?

Manàna Faharetana toa An’i Jehovah sy Jesosy

Inona no mampiseho hoe manam-paharetana i Jehovah sy Jesosy? Ahoana no ahafahantsika manahaka azy ireo?

“Tsy Fantatrareo na ny Andro na ny Ora”

Inona no dikan’ireo tenin’i Jesosy ireo? Inona no tokony ho vokatr’izany eo amintsika?

Fotoam-pifaliana ho An’ny Vahoakan’i Jehovah ny Fivoriambe

Inona no itovizan’ny fetin’ny Israelita fahiny sy ny fivoriamben’ny Vavolombelon’i Jehovah? Nahoana no mahasoa antsika ny manatrika azy ireny?