NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Oktobra 2012

Resahina ato hoe ahoana no hiatrehana olana, inona ny toe-tsaina tokony hohalavirin’ny Kristianina, ary ahoana no handraisan-tsoa amin’ny fampanantenan’Andriamanitra.

Nahafoy Tena Izy Ireo: Brezila

Ho hitanao ato ny tantaran’ireo olona nifindra monina mba hanompo an’Andriamanitra bebe kokoa.

Ahoana no Ahafahana Miatrika Olana?

Inona no hanampy antsika ho be herim-po sy hahay hifantoka amin’ny zavatra tsara, na inona na inona mitranga?

Manao Ahoana ny Toe-tsainao?

Ahoana no hifandraisantsika tsara amin’ny hafa? Diniho ny zavatra nety sy tsy nety nataon’ireo olona voaresaka ao amin’ny Baiboly.

TANTARAM-PIAINANA

Mpinamana Izy Ireo Nandritra ny 60 Taona, ary ho Mandrakizay

Ho hitanao ato ny tantaran’ny lehilahy efatra samy nanompo manontolo andro ary tena mpinamana be.

Mankatoava An’i Jehovah dia Hahasoa Anao ny Fianianana Nataony

Nahoana no mahaliana antsika ny fianianana nataon’Andriamanitra, ny fifanekena nataony, ary ny fampanantenany?

Aoka ny Teninareo Rehefa Eny dia Eny

Mitana ny teninao ve ianao? Manatanteraka ny voady lehibe indrindra nataonao tamin’Andriamanitra ve ianao? Inona no hanampy anao amin’izany?

Fampaherezana avy Amin’ny Ankizy

Nampahery an’ireo ankizy tany Rosia ireo namany tany an-tany hafa. Ho hitanao ato ny tantaran’izy ireo.