NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Desambra 2012

Ho hitanao ato ny dikan’ny hoe mahita fahombiazana. Resahina ato koa fa miray saina toy ny mpirahalahy ny Vavolombelon’i Jehovah maneran-tany.

Mitandrema Amin’ny Finoanoam-poana Momba ny Baiboly

Misy mino fa manana hery hafakely ny Baiboly. Ahoana ny hevitrao? Ahoana no handraisanao soa avy amin’ny fampianaran’ny Baiboly?

Ahoana no Ahitana Fahombiazana eo Amin’ny Fiainana?

Inona no dikan’ny hoe mahomby na tafita eo amin’ny fiainana? Hanampy anao hahalala izany ny ohatr’i Solomona Mpanjaka sy ny apostoly Paoly.

Mpanompo Atokisan’i Jehovah Ianao!

Mpanompo nomena andraikitra daholo ny mpanompon’Andriamanitra. Inona ireo zava-dehibe telo hanampy antsika hahavita izany andraikitra izany?

Fanontanian’ny Mpamaky

Ahoana no tokony hiheveran’ny Kristianina ny fampiasana tsirilahy na tsirivavy mba hiterahana? Inona no tokony hataon’ny olon-droa maniry hatao batisa raha tsy avelan’ny fanjakana hivady izy ireo?

Tadidinao Ve?

Novakinao ve ireo Tilikambo Fiambenana faramparany? Jereo raha tadidinao izay novakinao.

Asehoy Foana fa “Mpivahiny” Ianao

Ho hitanao ato hoe: Inona no dikan’ny hoe “mpivahiny” eto amin’ity tontolo ity? Ary inona no takina amin’ny Kristianina rehetra?

Tafaray ao Amin’ny Fivavahana Marina Ireo “Mpivahiny”

Inona no porofo fa miray saina ny Vavolombelon’i Jehovah maneran-tany rehefa manao ny asa fitoriana?

Tilikambo Fiambenana Amin’ny Teny Anglisy Notsorina

Ho hitanao ato hoe inona no soa raisin’ny ankizy sy ny olon-dehibe avy amin’ny Tilikambo Fiambenana amin’ny teny anglisy notsorina.

Fanondroana Foto-kevitra: Ny Tilikambo Fiambenana 2012

Lisitry ny lahatsoratra rehetra nivoaka tao amin’ny Tilikambo Fiambenana tamin’ny 2012 milahatra araka ny foto-kevitra.