Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Fanondroana Foto-kevitra: Ny Tilikambo Fiambenana 2012

Fanondroana Foto-kevitra: Ny Tilikambo Fiambenana 2012

Aseho eto ny datin’ny gazety misy an’ireo lahatsoratra

BAIBOLY

  • Baiboly Anglisy Nadikan’i Coverdale, 1/6

  • Baiboly Swahili, 1/9

  • Finoanoam-poana Momba ny Baiboly, 15/12

  • Ho An’ny Ankizy sy ny Tanora, 1/1, 1/4, 1/7, 1/10

  • Inona no Mampiavaka ny Baiboly? 1/6

  • Manova Olona, 1/1, 1/2, 1/4, 1/5, 1/7, 1/8, 1/10, 1/11

  • Milaza ny Hoavy ve ny Baiboly? 1/1

FIAINANA SY TOETRA KRISTIANINA

  • Ampianaro ny Zanakao, 1/3, 1/6, 1/9, 1/12

  • Andao Hianatra Baiboly! 1/2, 1/5, 1/8, 1/11

  • Ataovy Mahafinaritra sy Mahasoa ny Fianaranao, 15/1

  • Fijanonana ho Mpitovo, 15/11

  • Hatsaram-panahy, 1/9

  • Mahavoaroaka ve ny Fijerena Sary Vetaveta? 15/3

  • Mahay Manome Torohevitra ve Ianao? 15/3

  • Manambady ve vao ho Sambatra? 1/10

  • Mitadiava “Tari-dalana Tsara”, 15/6

  • “Mitandrema Amin’ny Lalivain’ny Fariseo”, 15/5

  • Nahoana no Atao Batisa ny Kristianina? 1/4

  • Nanao Politika ve ny Kristianina Voalohany? 1/5

  • Raha Misalasala Momba ny Zavatra Inoanao ny Zanakao, 1/2

  • Taratasy hoe Voadin’ny Tsy Fivadihana, 15/12

  • Trosa, 1/11

JEHOVAH

  • Hanorina Fanjakana Iray Eran-tany ve Izy? 1/11

  • Inona no Hanontanianao An’Andriamanitra? 1/11

  • Manasazy any Amin’ny Afobe ve Izy? 1/10

  • Manatòna An’Andriamanitra, 1/1, 1/2, 1/3, 1/4, 1/5, 1/6, 1/7, 1/8, 1/9, 1/10, 1/11, 1/12

  • Mitsinjo ny Vehivavy ve Izy? 1/9

  • Mpihaino Vavaka, 1/7

  • Nahoana i Abrahama no Nasainy Hanao Sorona ny Zanany? 1/1

  • Nahoana i Jesosy no Nirahiny Tetỳ An-tany? 1/12

  • Nahoana no Ampiasaina ny Anaran’Andriamanitra? 1/6

  • Nahoana ny Vahoakan’i Jehovah no Milamina? 1/2

  • Ray Manao Ahoana Izy? 1/7

JESOSY KRISTY

  • Andriamanitra ve i Jesosy? 1/4

  • Dikan’ilay hoe Mandehana Roa Kilaometatra (Mt 5:41), 1/4

  • Fantatrao Tsara ve i Jesosy? 1/4

  • Helok’ireo Nofantsihana teo Akaikin’i Jesosy, 1/2

  • Hevitr’i Jesosy Momba ny Politika, 1/5

  • Iza no Nandefa Ilay “Kintana” Nitarika Mpanandro? 1/4

  • Lazaina hoe Filazantsara Vaovao, 1/4

  • Nahoana no Ankalazaina ny Nahafatesany? 1/3

  • Nanafintohina ny Sasany Ilay Fomba Namonoana, 1/5

  • Oviana i Jesosy no Lasa Mpanjaka? 1/8

LAHATSORATRA FIANARANA

  • Afaka ny ho Sambatra Ianao na dia Tsy Manompo An’i Jehovah aza ny Mpianakavinao, 15/2

  • Ahoana no Ahafahana Miatrika Olana? 15/10

  • Ahoana no Ahitana Fahombiazana eo Amin’ny Fiainana? 15/12

  • Ahoana no Fomba Hifaranan’ity Tontolo Ity? 15/9

  • “Ampianaro Hanao ny Sitraponao Aho”, 15/11

  • Ampio ‘Hifoha Amin’ny Torimasony’ ny Olona, 15/3

  • Aoka Ianao Hihevitra ny Tenanao ho toy ny “Kely Indrindra”, 15/11

  • Aoka Isika Hifamela Heloka Tanteraka, 15/11

  • Aoka ny Teninareo Rehefa Eny dia Eny, 15/10

  • Arovan’i Jehovah Isika mba ho Voavonjy, 15/4

  • Asehoy fa Vahoakan’ny Fanjakan’Andriamanitra Ianao! 15/8

  • Asehoy Foana fa “Mpivahiny” Ianao, 15/12

  • Ataovy Amin’ny Fo Manontolo ny Sorona ho An’i Jehovah, 15/1

  • Aza “Mitodika any Aoriana”, 15/3

  • Famantarana ny Andro Farany ny hoe Hivadika ny Olona Maro, 15/4

  • Fotoam-pifaliana ho An’ny Vahoakan’i Jehovah ny Fivoriambe, 15/9

  • Hain’i Jehovah ny Mamonjy ny Vahoakany, 15/4

  • Halaviro ny Fandrik’i Satana! 15/8

  • Hanjaka ny Fiadanana Mandritra ny Arivo Taona sy Aorian’izay! 15/9

  • Hitondra Fitahiana ho An’ny Rehetra Ireo Mpanjaka Sady Mpisorona, 15/1

  • ‘Homba Anareo Aho’, 15/8

  • Inona no Ianarantsika Rehefa Mandinika ny ‘Fototry ny Fahamarinana’? 15/1

  • “Iza no Hatahorako?” 15/7

  • Mahafaly ny Fanantenantsika! 15/3

  • Mahasoa Anao ny Famelan-kelok’i Jehovah, 15/11

  • “Mahereza sy Matanjaha!” 15/2

  • Mampahafantatra “ny Zavatra Hitranga Tsy ho Ela” i Jehovah, 15/6

  • Mampisy Toe-tsaina Tsara eo Anivon’ny Fiangonana ve Ianao? 15/2

  • Manàna Faharetana toa An’i Jehovah sy Jesosy, 15/9

  • Manangona An’ireo Anisan’ny Fianakaviany i Jehovah, 15/7

  • Manao Ahoana ny Toe-Tsainao? 15/10

  • Mankasitraka ny Fanomezan’Andriamanitra ve Ianao? 15/5

  • Mankatoava An’i Jehovah dia Hahasoa Anao ny Fianianana Nataony, 15/10

  • Manome Taratra ny Voninahitr’i Jehovah ve Ianao? 15/5

  • Manompoa An’i Jehovah Amin’ny Fo Manontolo, 15/4

  • Manompoa An’ilay Andriamanitra Manome Fahafahana, 15/7

  • Matokia An’i Jehovah, Ilay Andriamanitra Manaja Fotoana, 15/5

  • Miambena Foana toa An’i Jesosy, 15/2

  • Miambena Foana toa An’ireo Apostoly, 15/1

  • Miezaha Mafy Hanavotra ny Tokantranonao, 15/5

  • Mitandrema Amin’ny Fandriky ny Devoly! 15/8

  • “Mpampiharihary Zava-miafina” i Jehovah, 15/6

  • Mpanompo Atokisan’i Jehovah Ianao! 15/12

  • Nahoana no Tokony Hatao Loha Laharana ny Fanompoana An’i Jehovah? 15/6

  • Nanetry Tena i Jesosy ka Modely ho Antsika, 15/11

  • ‘Notarihin’ny Fanahy Masina Izy Ireo’, 15/6

  • Omen’i Jehovah Tena Fahafahana Isika, 15/7

  • Tadidio Foana fa Asa Maika ny Fitoriana! 15/3

  • Tafaray ao Amin’ny Fivavahana Marina Ireo “Mpivahiny”, 15/12

  • “Tsy Fantatrareo na ny Andro na ny Ora”, 15/9

  • Vonona Hampahafantatra ny Rainy i Jesosy, 15/4

  • Zava-dehibe Amin’ny Tena Kristianina ny Tenin’Andriamanitra, 15/1

LAHATSORATRA SAMIHAFA

  • Abrahama, 1/1

  • Afaka ny ho Velona Mandrakizay ve Ianao? 1/10

  • Ahasoerosy (ao amin’ny bokin’i Estera), 1/1

  • Ahoana no Ahafantarana ny Tena Kristianina? 1/3

  • Ahoana no Nandefasana Taratasy Fahiny? 1/9

  • Alitara “ho An’Andriamanitra Tsy Fantatra”, 1/3

  • Andro Fitsarana, 1/9

  • Biriky Tany Ejipta Fahiny, 1/1

  • Divay Natao Fanafody, 1/8

  • Fahagagana, 1/8

  • Fanjary Tsaika Ampiasaina Hahazoan-janaka, 15/12

  • Filalaovana Ody, 1/3

  • Fitsiriritana, 15/2

  • Fivavahana sy Politika, 1/5

  • Godorao Natao Rihitra Amin’ny Trano, 1/7

  • “Handray Valisoa Ianareo Amin’izay Ataonareo” (Asa Mpanjaka), 15/8

  • Hara-magedona, 1/2

  • Hatao Ahoana ny Fivavahan-diso? 1/5

  • Ho Potika Tanteraka ve ny Tany? 1/2

  • Inona no Hataonao mba ho Sambatra Ianao? 1/5

  • Inona ny Karazam-damba Fahiny? 1/3

  • Iza Ilay Anasy ao Amin’ny Filazantsara? 1/4

  • Iza Ireo Mpanjaka Valo? 15/6

  • Iza “Ireo Zanaky ny Mpaminany”? 1/10

  • “Izay Alehanao no Halehako” (Rota), 1/7

  • Maika Hitsara ny Olona vao Hitanao ve Ianao? 1/3

  • Makiazy Fahiny, 1/12

  • Mamita-tena ve ny Olona Raha Manana Finoana? 1/11

  • Mankany An-danitra ve ny Tsara Fanahy Rehetra? 1/8

  • Mbola Hifampatoky Ve? (fanitsakitsaham-bady), 1/5

  • Mety Hatsatso ve ny Sira? (Mt 5:13), 1/12

  • Mino ve Ianao fa Efa Nisy Taloha? 1/12

  • Misy Heriny eo Amintsika ve ny Anjely? 1/7

  • Misy Zavatra Tsy Azo Tanterahina Mihitsy Ve? 1/6

  • Mpamboly (Fiainana Fahiny), 1/5

  • Mpanarato (Fiainana Fahiny), 1/8

  • Mpiandry Ondry (Fiainana Fahiny), 1/11

  • Mpitaky Hetra (taonjato voalohany), 1/3

  • Nahoana Isika no Manambady Olona Mitovy Finoana Amintsika? 1/7

  • Nahoana no Misy Tsy Manao Krismasy? 1/12

  • Nampandroso ny Fivavahana Marina i Natana, 15/2

  • Nandositra Niala Tany Jodia ve ny Kristianina, Talohan’ny Taona 70? 1/10

  • Nikarakara ny Fianakaviany Foana i Josefa, 1/4

  • Nisaina Tsara, Be Herim-po, Tsy Tia Tena (Estera), 1/1

  • Nisy Mpitsoka Sodina ve Tamin’ny Fandevenana Tamin’ny Andron’i Jesosy? 1/2

  • Oviana no Lasa Firenena Matanjaka Fahafito ny Firenena Matanjaka Anglisy-Amerikanina? 15/6

  • Penina sy Ranomainty Nampiasaina Fahiny, 1/11

  • Rahoviana vao ho Foana ny Tsolotra? 1/10

  • Rehefa Mihena ny Vola Miditra, 1/6

  • “Sarobidy” ny Fahafatesan’ireo Tsy Mivadika, 15/5

  • Sigara sy Paraky, 1/8

  • Taratasy Nampiasaina Fahiny, 1/7

  • Telo Izay Iray ve Andriamanitra? 1/3

  • Tesalonika, 1/6

  • “Toeram-pitsarana” (As 18:12), 1/5

  • Tranolay Namboarin’i Paoly, 1/11

  • Varotra Tany Israely Fahiny, 1/9

  • Vatosoa Tamin’ny Saron-tratran’ny Mpisoronabe, 1/8

  • “Vehivavy Tsara Tokoa” i Rota, 1/10

  • Vola Drakma Very, 1/12

  • Zava-dehibe Amin’ny Jiosy ny Tetirazany, 1/6

  • Zavamaneno (Fiainana Fahiny), 1/2

  • Zavatra Tsara Kokoa Noho ny Krismasy, 1/12

TANTARAM-PIAINANA

  • Fantatro Amin’izay Ilay Ivavahako (M. Bacudio), 1/9

  • Fitopolo Taona Izay no ‘Nihazonako ny Akanjon’ilay Jiosy Iray’ (L. Smith), 15/4

  • ‘Mahafinaritra ny eo Ankavanan’i Jehovah’ (L. Didur), 15/3

  • Mahiratra ny Masoko (P. Oyeka), 1/6

  • Mpinamana Nandritra ny 60 Taona (L. Turner, W. Kasten, R. Kelsey, R. Templeton), 15/10

  • Nampianariny Hanao ny Sitrapony (M. Lloyd), 15/7

  • Nanaiky ny Tenin’Andriamanitra Ilay Fianakaviana Hindoa (N. Govindsamy), 1/10

  • Nianatra avy Tamin’ny Asa Fanompoana Nataonay Izahay (O. Randriamora), 15/6

  • Tia Niaraka Tamin’ny Be Taona (E. Gjerde), 15/5

  • Tsara Fiafara Ihany ny Fiainako! (M. Kilin), 1/12

VAVOLOMBELON’I JEHOVAH

  • ‘Afaka Maka Sary Anay ve Ianao?’ (Meksika), 15/3

  • “Ahoana no Hahafahako Hitory?” (malemy), 15/1

  • Arovantsika Ireo Lovantsika Sarobidy, 15/1

  • Asan’ny Mpisava Lalana, 15/5

  • Be Herim-po Izy Ireo Rehefa Nitory, 15/2

  • Fampaherezan’ny Ankizy (Rosia, Aostralia), 15/10

  • Fivoriambe “Arovy ny Fonao!”, 1/5

  • Fivoriana Fanao Isan-taona, 15/8

  • Fizarana Diplaoman’i Gileada, 1/2, 1/8

  • “Hafatra Tsara Indrindra” (radio tany Kanada), 15/11

  • Ireo Sekoly Ara-baiboly, 15/9

  • Lasa Kristianina ny Azteky, 1/3

  • “Lasa Voamariky ny Olona Aho” (valizy), 15/2

  • Manaja ny Zon’ireo Tsy Mety Hanao Miaramila ny Fitsarana Eoropeanina (V. Bayatyan), 1/11

  • Misy Vehivavy Mitory Teny ve ao Amin’izy Ireo? 1/9

  • Mpitety Fiangonana, 15/8

  • Nahafoy Tena Izy Ireo: Brezila, 15/10

  • Nahafoy Tena Izy Ireo: Ekoatera, 15/7

  • Nahoana no Mitory Isan-trano? 1/6

  • Nameno ny Tsy Ampy (fanomezana an-tsitrapo), 15/11

  • Nampiova Olona ny Hatsaram-panahy, 15/6

  • Nohatsaraina ny Gazety Fianarana, 15/1

  • “Tanteraka ny Nofinofiko!” (mpisava lalana), 15/7

  • Taratasy avy any..., 1/3, 1/6, 1/9, 1/12

  • Tilikambo Fiambenana Anglisy Notsorina, 15/12

  • “Tsy Mandainga ny Tantara” (Estonia), 1/12

  • Tsy Voasaraky ny Sisin-tany Izy Ireo (Portogaly, Espaina, Frantsa), 1/1