NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Jona 2014

Ho hitanao ao ny lahatsoratra hianarana manomboka ny 4 Aogositra ka hatramin’ny 31 Aogositra 2014.

“Ataovy Mitovy Tantana Izay Hodiavin’ny Tongotrao”

Inona no hanampy anao hanala an’izay manakantsakana ny lalanao ka hanatratra ny tanjonao ara-panahy?

Fanontanian’ny Mpamaky

Mety amin’ny Kristianina ve ny mandoro faty?

Ampio Ireo Mpiray Finoana Nisara-bady

Ho hitanao ato hoe inona no zava-tsarotra atrehin’ireo nisara-panambadiana, ary manao ahoana ny fihetseham-pon’izy ireo.

“Tiavo i Jehovah Andriamanitrao”

Inona no tian’i Jesosy holazaina rehefa nilaza izy hoe tokony ho tia an’i Jehovah amin’ny fo sy ny tena ary ny saina manontolo isika?

“Tiavo ny Namanao Tahaka ny Tenanao”

Inona no dikan’ny tenin’i Jesosy hoe “tiavo ny namanao tahaka ny tenanao”? Ahoana no ampiharantsika an’izany?

Tadidinao Ve?

Novakinao tsara ve ireo Tilikambo Fiambenana faramparany? Jereo àry raha tadidinao izay novakinao.

Tahafo ny Fomba Fijerin’i Jehovah An’ireo Malemy

Ahoana no fahitanao an’ireo mpiara-manompo heverina ho malemy? Hanampy anao hanatsara ny fomba fijerinao io lahatsoratra io.

Ampio ny Hafa Hanome ny Tsara Indrindra

Ahoana no azo anampiana an’ireo rahalahy tanora na vao vita batisa mba handroso tsara?