NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Desambra 2014

Ho hitanao ato ny lahatsoratra hianarana manomboka ny 2 Febroary ka hatramin’ny 1 Martsa 2015.

‘Fantany ny Lalana’

Maty tamin’ny talata 18 Martsa 2014 i Guy Pierce, anisan’ny Filan-kevi-pitantanan’ny Vavolombelon’i Jehovah.

Tena Tahin’i Jehovah Ireo Tia Manome

Misy lesona lehibe momba ny fanomezana, raisintsika avy amin’ny didy iray nomen’Andriamanitra ny Israelita.

‘Mihainoa, ka Fantaro ny Hevitry ny Teniko’

Nilaza fanoharana momba ny voan-tsinapy, lalivay, mpivaro-mandeha, ary harena nafenina i Jesosy. Inona no dikan’ireo fanoharana ireo?

‘Mahazo Tsara ny Hevitry ny Soratra Masina’ ve Ianao?

Inona no dikan’ny fanoharan’i Jesosy momba ilay mpamafy natory sy ilay harato tarihina ary ilay zanaka adala?

Tadidinao Ve?

Valio ireo fanontaniana 12, dia ho hitanao hoe tadidinao ve ny voalazan’ny Tilikambo Fiambenana Jona ka hatramin’ny Desambra 2014.

Tokony Hiova Hevitra ve Ianao?

Misy fanapahan-kevitra sasany tsy tokony hovana intsony. Tsy toy izany kosa ny hafa. Rahoviana àry ny fanapahan-kevitsika no tokony hovana?

Fanontanian’ny Mpamaky

Inona no tian’i Jeremia hambara rehefa niresaka izy hoe mitomany an’ireo zanany i Rahely?

Andao Hiara-miatrika ny Faran’ity Tontolo Tranainy Ity

Misy ohatra efatra ao amin’ny Baiboly mampiseho hoe nahoana no ilaina ny miray saina dieny izao, ary nahoana no vao mainka ilaina izany amin’ny hoavy.

Mankasitraka An’izay Nomena Anao ve Ianao?

Ahoana no ampisehoantsika hoe mankasitraka ny lovantsika ara-panahy isika?

Fanondroana Foto-kevitra: Ny Tilikambo Fiambenana 2014

Lisitr’ireo lahatsoratra nivoaka tao amin’ny Gazety ho An’ny Besinimaro sy Gazety Fianarana tamin’ny 2014.