NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Aprily 2015

Ho hitanao ao ny lahatsoratra hianarana manomboka ny 1 Jona ka hatramin’ny 28 Jona 2015.

Ry Anti-panahy, Tia Mampiofana An’ireo Rahalahy ve Ianareo?

Misy soso-kevitra fito ato, avy amin’ny anti-panahy mahay mampiofana ny hafa.

Ahoana no Ampiofanan’ny Anti-panahy ny Hafa mba Hahafeno Fepetra?

Manampy an’ireo anti-panahy hampiofana ny hafa ny fomba fampiofanan’i Jesosy. Ny mpiofana kosa afaka manahaka ny ohatr’i Elisa.

TANTARAM-PIAINANA

Nahazo Fitahiana na ‘Tamin’ny Mora na Tamin’ny Sarotra’

Hanampy anao ho tapa-kevitra ny tsy hivadika ny tantaran’i Trophim Nsomba. Niaritra fanenjehana mafy izy tao Malawi noho ny finoany.

Tena Mifandray Akaiky Amin’i Jehovah ve Ianao?

Mifandray kokoa ny olona rehefa mifampiresaka. Ahoana no azo ampiharana an’izany rehefa mifandray amin’Andriamanitra?

Matokia Foana An’i Jehovah

Azonao resena ny iray amin’ireo sakana lehibe indrindra tsy hahafahanao mifandray akaiky amin’Andriamanitra.

Nahoana no Porofon’ny Fitiavana ny Fandroahana?

Mampijaly ny fandroahana, nefa nahoana no lazaina fa mahasoa ny rehetra?

Mbola Hitsimoka Indray ve ny Hazo Raha Tapahina?

Hanampy anao hanana fanantenana ny valin’izany.