Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Pejy Roa Amby Telopolo

Pejy Roa Amby Telopolo

Pejy Roa Amby Telopolo

▪ Iza no anaran’Andriamanitra? Jereo ny pejy 6.

▪ Iza marina no mpitondra an’ity tontolo ity? Jereo ny pejy 8.

▪ Raha manan-janaka ianareo, nahoana no tena ilaina ny manokana fotoana ho anareo mivady irery? Jereo ny pejy 11.

▪ Inona no nahatonga ny vehivavy iray ho lasa mpiasa azo atokisana, nefa mpanondrana diamondra an-tsokosoko izy taloha, ary mpangalatra tany am-piasana? Jereo ny pejy 26, 27.

▪ Nahoana ny Vavolombelon’i Jehovah no tsy mampiasa sary masina? Jereo ny pejy 30, 31.