NY TILIKAMBO FIAMBENANA Aprily 2009
Andriamanitra ve i Jesosy?
Maro no mino fa “fampianarana fototra ao amin’ny fivavahana kristianina” ny Andriamanitra telo izay iray. Inona no lazain’ny Baiboly?
AMPIANARO NY ZANAKAO
Nivadika Tamin’i Jehovah i Joasy Noho ny Naman-dratsy
Nahoana isika no tokony hifidy tsara ny namantsika raha jerena ny tantaran’i Joasy?