NY TILIKAMBO FIAMBENANA Febroary 2010
MANONTANY NY MPAMAKY
Tsy Kristianina ve Ianao Raha Tsy Mino ny Andriamanitra Telo Izay Iray?
Sarotra hazavaina io fampianarana io. Tsotra sy mazava anefa izay lazain’ny Baiboly momba izany.
AMPIANARO NY ZANAKAO
Vonona Hampifaly An’i Jehovah i Rebeka
Inona no tsapan’i Rebeka rehefa nangatahina ho vadin’i Isaka?
TOROHEVITRA HAHASAMBATRA NY FIANAKAVIANA
Ahoana no Hifandraisako Amin’ny Rafozako?
Midikiditra amin’ny fiainanareo ve ny rafozanao? Jereo izay ezaka azonao atao sy izay fomba mety hanamaivamaivanana anareo mivady.