Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Pejy Roa Amby Telopolo

Pejy Roa Amby Telopolo

Pejy Roa Amby Telopolo

Inona no hanampy antsika hiatrika loza?

JEREO NY PEJY 6-7.

Ho foana ve ny loza indray andro any?

JEREO NY PEJY 8-9.

Misy mahalaza ny hevitry ny faminaniana ao amin’ny Baiboly ve?

JEREO NY PEJY 11-13.

Tianao ho fantatra ve hoe ahoana no ahitanao tena namana?

JEREO NY PEJY 16-17.

Inona no tian’ny Baiboly holazaina amin’ilay hoe “misy fotoana itiavana ary misy fotoana ankahalana”?

JEREO NY PEJY 23-25.