Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Pejy Roa Amby Telopolo

Pejy Roa Amby Telopolo

Ho vitantsika ve ny hanao ny marina na dia mpanao tsolotra aza ny ankamaroan’ny manodidina antsika?

JEREO NY PEJY 5.

Inona no vokany rehefa nanaiky ny Tenin’Andriamanitra ny fianakaviana hindoa iray?

JEREO NY PEJY 9-11.

Inona no azontsika ianarana avy amin’i Rota?

JEREO NY PEJY 19-24.

Inona no nahatonga ny lehilahy iray ho lasa sambatra sy hahay hitondra ny ankohonany, na dia nijaly aza izy tamin’ny mbola kely?

JEREO NY PEJY 26-27.