Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Tianao ve ny Hotsidihina?

Tianao ve ny Hotsidihina?

Tianao ve ny Hotsidihina?

Betsaka ny olana eto amin’ity tontolo ity. Afaka ny ho sambatra anefa ianao raha mianatra Baiboly, ka mahalala an’Andriamanitra sy ny Fanjakany ary ny fikasany momba ny olombelona. Raha tianao ny hahazo fanazavana fanampiny, na hianatra Baiboly maimaim-poana, dia manorata any amin’ny Vavolombelon’i Jehovah, amin’ny iray amin’ireo adiresy ao amin’ny pejy 4, na koa ao amin’ny tranokala www.pr418.com/mg.