Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Fahamarinana

Fahamarinana

Aiza no ahitanao azy io?

Mahasoa anao sy ny fianakavianao ve izy io?

Faly izahay manasa anao hanatrika ilay fivoriambe telo andro ataon’ny Vavolombelon’i Jehovah amin’ity taona ity.

FOTO-KEVITRA:

‘Ny Tenin’Andriamanitra no Fahamarinana!’

nalaina avy tamin’ilay tenin’i Jesosy ao amin’ny Jaona 17:17.

ZAVATRA HISONGADINA:

Hanazava ny antony tokony hatokisantsika ny Tenin’Andriamanitra ilay lahateny mahaliana hoe ‘Inona ny Fahamarinana?’

Hisy tantara an-tsehatra roa miorina amin’ny Baiboly sady handraisana lesona.

IZA NO AFAKA MANATRIKA IZANY?

Ny rehetra. Tsy hisy vidim-pidirana na rakitra any.

DATY SY ORA ARY TOERANA:

Hahafantatra ny daty sy toerana hanaovana ny fivoriambe eny akaikinareo ianao sady hahita fanazavana fanampiny momba azy io, raha mitsidika ny www.pr418.com/mg. (Jereo ao amin’ilay hoe MOMBA ANAY/FIVORIAMBE)

Hahita ny fandaharana amin’io fivoriambe io ianao ao amin’ny www.pr418.com/mg. (Jereo ao amin’ilay hoe ZAVATRA MISY/BOKY & BOKIKELY)