Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hira 37

Avy Amin’Andriamanitra ny Soratra Masina

Avy Amin’Andriamanitra ny Soratra Masina

(2 Timoty 3:16, 17)

1. Ny Soratra Masina

Dia toy ny hazavana,

Manome tari-dalana,

Izay natao harahina.

2. Ny Tenin’i Jehovah

Dia mampianatra antsika,

Manafay sy manitsy koa,

Ekeo satria andraisan-tsoa.

3. Lazain’ny Baiboly fa

Tia anao i Jehovah.

Manome fahendrena izy io,

Ka isan’andro mba vakio.

(Jereo koa ny Sal. 119:105; Ohab. 4:13.)