Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hira 128

Miovaova ny Sehatr’ity Tontolo Ity

Miovaova ny Sehatr’ity Tontolo Ity

(1 Korintianina 7:31)

1. Jehovah efa niteny

Fa ny mpanota hovonjeny.

Ny Zanany efa nomeny,

Koa Izy no ankasitraho!

(AVERINA ISAN’ANDININY)

Miova ny sehatry

ny tontolo,

Nefa tsy ho ela hisolo

Tontolo iray vaovao.

2. Tsy misy fanantenana

Ilay tontolo horavana,

Fa ho avy ’lay Fanjakana

Hanova izao rehetr’izao.

(AVERINA ISAN’ANDININY)

Miova ny sehatry

ny tontolo,

Nefa tsy ho ela hisolo

Tontolo iray vaovao.