Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hira 79

Ny Hatsaram-panahy

Ny Hatsaram-panahy

(Efesianina 4:32)

1. Tiantsika ny toetran’i Jehovah,

Tsy manam-paharoa.

Mahery izy nefa tia sady miahy,

Ary tsara fanahy tokoa.

2. Raha toa kivy ianao na mamoy fo

Dia miahy anao Kristy.

Ny ziogany ento fa izy koa

Tsara fanahy sy tena tia.

3. Modely arahintsika izao

Kristy sy Jehovah.

Koa amin’izay rehetra ataonao,

Miezaha mba ho tsara fanahy.