Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Aza Kivy fa Tahafo i Noa

Aza Kivy fa Tahafo i Noa

Haka:

  1. 1. Noa tian’i Jehovah, satria nanao ’zay mahitsy.

    Dia niara-nandeha taminy izy, nanompo azy, tsy niova mihitsy.

    Nanamboatra ’lay sambofiara izy mianakavy,

    Satria ’zay no hamonjena azy am’ny Safodrano ho avy.

    (FIVERENANA)

    Noa dia naman’i Jehovah,

    Satria nitory foana,

    Dia zatra nankatò.

    Tiako aho ho naman’i Jehovah,

    Hihaino an’azy foana aho,

    Dia tsy ho foiny koa.

  2. 2. ’Reo ’zay nitoriany dia nanda, namazivazy,

    Nahery setra mihitsy, fa Jehovah no nanampy azy.

    Tsy mba kivy fa niaritra izy, nandritra an’ireo taona.

    Niezaka izy ’reo ho faly, nifampahery foana.

    (FIVERENANA)

    Noa dia naman’i Jehovah,

    Satria nitory foana,

    Dia zatra nankatò.

    Tiako aho ho naman’i Jehovah,

    Hihaino an’azy foana aho,

    Dia tsy ho foiny koa.