Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Jehovah no Namako Tiako Indrindra

Jehovah no Namako Tiako Indrindra

Haka:

  1. 1. Jehovah no tiako indrindra.

    Nataony ’zao rehetra izao.

    Hozy izy hoe: “Tia anao aho,

    Fa ataovy namanao.”

    Fantany izay momba ahy,

    Na ny anarako aza.

    Namako izy, tiako indrindra,

    Dia tiany aho na dia zaza.

  2. 2. Fa namako izy, tiako indrindra,

    Dia tiany aho na dia zaza.