Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Aza Manahy fa Lazao Azy

Aza Manahy fa Lazao Azy

Haka:

  1. 1. Mba nantsoiko, tsy namaly.

    Nalahelo ianao omaly.

    Aza kivy, matokia

    Fa Jehovah anie tia.

     

    Ianao tsy irery.

    ’Zay no toky efa nomeny.

    (FIVERENANA)

    Te hitaraina, tsy mahatraka?

    Eo mba zarao izay tsy zaka.

    Tantarao azy ’zay manjo

    Sy manavesatra ny fo.

    ’Zay rehetra mampanahy,

    Ambarao azy. Aza manahy fa lazao azy.

  2. 2. Mitrakà, kely sisa.

    Akaiky ao ’lay paradisa.

    Tsisy intsony ny tomany,

    Ho mpinamana eran-tany.

     

    Miareta aloha,

    F’efa miandry ao ’lay valisoa.

    Ka raha

    (FIVERENANA)

    Te hitaraina, tsy mahatraka,

    Eo mba zarao izay tsy zaka.

    Tantarao azy ’zay manjo

    Sy manavesatra ny fo.

    ’Zay rehetra mampanahy,

    Ambarao azy. Aza manahy fa lazao azy.

    (FIVERENANA)

    Te hitaraina, tsy mahatraka?

    Eo mba zarao izay tsy zaka.

    Tantarao azy ’zay manjo

    Sy manavesatra ny fo.

    ’Zay rehetra mampanahy,

    Ambarao azy. Aza manahy fa lazao azy.

    Aza manahy fa lazao azy.