Hijery ny anatiny

“Tsy Hiandry Intsony Andriamanitra”

Jereo hoe ahoana no hahatanterahan’ny faminaniana ao amin’ny bokin’ny Apokalypsy, ao aoriana kely ao. Ho hitanao fa hanjaka ny rariny sady tena hiadana ny olona tia an’i Jehovah, rehefa tanteraka ireo faminaniana ireo. Miorina amin’ny Apokalypsy 18:1–19:3; 19:11–20:3; 20:12-14; 22:1-7.